Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Problèmes insrcitpion Jeu 14 Jan - 13:06
hoanzay manana olana eo am fanaovana inscription dia mila mandalo kely any forum rallyesim (rubrique support) dia mi exposer kely ny cas-ny ao dia tokn valin jim na phil63 o http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?f=5&t=3185
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Problèmes insrcitpion Mar 19 Jan - 22:16
SOMARY URGENT IHANY ITY RY ZALAH Mba iangaviana mba andefa ny pseudo, mot de passe (izay provisoire fa mbola azo ovaina avieo) ary adresse mail eto izay rehetra mbola manana problème d'inscription fa leo b mi traiter ny cas an'ny malagasy un par un rzàlah ao am rallyesim ka tsy hanao n'inoninona raha tsy misy liste. Izay tsy tafiditra ao anatin'io liste io izany dia kaontin'ny tsy mandray anjara amin'ny saison virtuelle iray manontolo. Maimaika ihany fa radem amin'ny ora toy izao no posteko ilay liste an!!!
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Problèmes insrcitpion Mer 20 Jan - 9:14
Ilay resaka inscription zany raha misy olana dia mba handefaso MP ny tenanay na hantsoy @ 0340625369 fa lasa miteraka "resaka be" atsy @ rallyesim ity olan'gasy @ inscription ty
DIA MBOLA MIANGAVY AN-TANANDROA MBA TSY HANAO MULTIPSEUDO FA METY VOATERY HANDRAY FEPETRA RAHA MBOLA MITOHY