Nombre de messages: 93 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 21/05/2009
Sujet: Re: calendrier 2010 Sam 20 Fév - 15:59
Mik@'Noss a écrit:
Nerone a écrit:
efa conclu mitsy ny affera tam le evo 7 ka, mapalaelo kely ihany hoe iny daba iny no preparena nefa atao akory. Raha ny filazan'ny tompony dia tsy maintsy misolo koa ny gros frein satria tsy omby jante 15" nefa io dimension io no ahitana pneu betsaka sy tsy dia lafo par rapport amin'ny 17"
ie B mitsy sad anaty règlements to oe ts mahazo manao rallye @ na 17'' fa 15'' iany maxi
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: calendrier 2010 Jeu 4 Mar - 8:38
vu l'enthousiasme générale et la non tenue de saison l'année dernière, je suis sur qu'une réunion de tous les clubs avec le prez aboutira à une solution. rallye firaisana reny no porofo fa vita foana io.
restons optimiste
PS: fgah 26/27/28 ndray ny rallye fa tsy 3/4 avril moa
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: calendrier 2010 Jeu 4 Mar - 9:25
henintsoa a écrit:
vu l'enthousiasme générale et la non tenue de saison l'année dernière, je suis sur qu'une réunion de tous les clubs avec le prez aboutira à une solution. rallye firaisana reny no porofo fa vita foana io.
restons optimiste
PS: fgah 26/27/28 ndray ny rallye fa tsy 3/4 avril moa
azon'lah an-tsaina ve ny embouteillage ao beer amin'izany week pascal izany?
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: calendrier 2010 Jeu 4 Mar - 16:16
DANZ KOUAH ILAY HOE NY SPONS MISY NY CONCURRENT VONONA FA ZAVATRA HAFA TSY AMPOIZINA INDRAY NO OBSTACLE, ANGAHA TSY MBA AZO ASIANA DEROGATION OHATRA IO RALLYE VOALOHANY IO IHANY DIA NY AMBINY NO MANARAKA IZAY REGLEMENT VAOVAO EO
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: calendrier 2010 Ven 5 Mar - 10:05
tsy maintsy miandry an'ilay 2 mois ka!!! ho an'ny discipline hafa aza ilay mifidy section, ligue fédé... annulé daholo izay efa vita fa tsy maintsy amin'io période io... sady misy fifandirana eo amin'ny ministeran'ny sport sy ny ministeran'ny tanora
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: calendrier 2010 Lun 8 Mar - 11:26
fa ngah moa ts ny bureau taloha ihany no tokony miasa mandra-pahavitan'ny passation @ vaovao e?? ka na mbola misy 2 mois aza ny election dia mbola amperinasa ny taloha zany! za ry zalah oatran'ny miertreritra fa misy antony hafa ao an!!! kozy e! hitako oe ts dia mitombona loatra le izy e!