Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
Sujet: Re: Ecuries RSRBR 2010 Sam 13 Fév - 9:42
Beels> Tsy azoko marina lty lé écurie a ... nandeha hi-cocher ny rallye tiako hi -marquer-na points ho an'ny écurie aho dia rallye 1 par semaine ihany no azo cocher-na ... izay mihitsy vé ?
Nombre de messages: 373 Localisation: MAJUNGA Date d'inscription: 23/03/2009
Sujet: Re: Ecuries RSRBR 2010 Sam 13 Fév - 10:39
thomas_radstrom a écrit:
Beels> Tsy azoko marina lty lé écurie a ... nandeha hi-cocher ny rallye tiako hi -marquer-na points ho an'ny écurie aho dia rallye 1 par semaine ihany no azo cocher-na ... izay mihitsy vé ?
Tô izay mihitsy lé izy an! fa izany hoeafaka mankany any amin'ny CAREER CALENDAR izany dé à titre perso no hangalana points indray amin'izay .
Fa ahoana marina moa ny comptabilisation des points: - rehefa par équipe, - rehefa perso?
Nombre de messages: 75 Date d'inscription: 22/05/2009
Sujet: Re: Ecuries RSRBR 2010 Lun 15 Fév - 13:48
Nia Catalunya.
Fa i radstrom iany no nanao safidy !! lol !
Petits rappels:
- mila cochena avant la semaine du rallye lé izy! - efa ita ny choix any co-équipier (+pratique kosa). - 3 pilotes, maximum, marquent des points écuries sur un meme rallye.