Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: rallye 2010 Mer 9 Déc - 15:33
félicitation daholo ho an'ny mpanao rallye , fa dia ny 2010 indray izany zao no banjinina , enga anie tsy hisy crizy fotsiny , dia mba hanao daholo ireo absent tamin'ity taona ity toa an-dry roi lion , nirina 58 , joda , sns ........... ho an'ny spectacle
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: rallye 2010 Mer 9 Déc - 17:00
marin zany e de ze te hanao ko lesy mba encouragé-o ah mba mitombo ny mpandray anjara sy ny mpankafy ty taranja ankafizitsika ty eh sa veu ts mety zany leu