Salut daholo
confirmee io daty io, nivoaka ny autorisation.
ny proposition de timing
28 alina
demonstration scooter, moto ( weeling, burnout, sns sns)
demonstration sono voiture
demonstration voiture (burnout ... )
sexy show ( raha tsy freez be ny andro !!! lol)
prise de temps open 1/1 ( tsy misy mampilahatra an ...)
29 maraina
scooter / moto hatram 11H
11H mandrapa 200m open sy 200m defi
14H open 400m
15H defi 400m
isaky ny temps mort dia open, ka mila vonona foana ny mpanao open...
raha misy tia hanao zavatra hafa dia handefaso proposition aho par MP.
Homano ny vaika ary !!!!