Otrany sarotra aloha ny hino raha izy tenany no milaza fa 1/100 zany ny chance hoe handraisany anjara @ ty saison ty, raha ts'hoe angaha ho avy mavitrika ny spons.
Fa nankaiza daholo tokoa ireo spons t@ herintaona e? Nefa anie ny résultat ts'dia atao hoe ratsy e, sa ts'mi-compte raha ts'champion de Madagascar?
_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly