Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: rallye tama Mer 18 Nov - 10:27
R@loum a écrit:
HIRVO kou iverina.....
aleo atao hoe ny faniriana no be dia be fa ny fampiarana azy no aoka alouh kleuh , fa efa tsara aloha ilay reco limité fa sady manena ny budget no même pied d'égalité ny concurrents rehetra, tsra tohizana amin'ny 2010 (reduction des couts mantsy izao no malaza)