Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: rallye tama Jeu 5 Nov - 15:41
ny fahitako azy dia mety i pére N58 satria izy efa nilaza hoe hanao raha tsy afaka i N58, joda raha misy spons , i rajaonary raha tsy mahazo fiara competitif tsara mety tsy hiverina hanao , fa ny sur aloha dia ho combat satria i Max izany sur sub dia i GGB sur N10 dia miampy ny escort , mamy raha manao , i nashemy i sissy tsy azo adinoina