Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mar 16 Oct - 10:23
Tsy takatro tapoka ilay kozy Payen Efa lasa any ny adresse ry coockie!! Efa nahazo grille marina ihany aho fa taratasy Aleo ihany fichier fa ilay mandika tanana manahirana izay
_________________
JHIA Invité
Sujet: RAHA MANDINIKA IANAREO Jeu 18 Oct - 13:26
Tsy fantatrareo anga fa ireo i Freres Andrianjafy Junior anie i Mathieu de Nanoo Junior i Mickael ary Tsilo Junior anier i Laza ary GUI GUI BONE koa enie Freres Andrianjafy Junior Dé n manaraka zao ity rallye Tour de Tana ity d ny spons MOTUL hatr@ zao aloa tsy d hit hoe mankaiz ny fanomanana eo @ organisation fa miovaova B Fa rany naoty omeko an'reo rally reo aloa de ny Rally Boeny sy Rally Total no tsara ndrindra ny fanomanana az d ny Naoty 0/20 de ny Rally SRK ary ny Rally Asacm de tena en beauté tsotra sady milay no ngeza B ny Coupe Bye raha misy olona de i forum amiko d vonona aho fa mba manana traikefa ihany satry efa ho 20ans aho no tao anatiny
KIHANA Invité
Sujet: Directeur de Course sy Commissaire Sportif Rallye TOTAL Jeu 18 Oct - 15:31
Slt daholo é Gaga be izahay fa DC ouvreuse de s ny CS ary ny DC tao anty balai de mbola tratranay nisotro toaka kanefa io ihany no na sanctionner azy t@ ty taona ty ny taoka nosotroiny moa fantatrareo Mac Neil tao anaty Voiture Ouvreuse de ny tao anaty Voiture Balai Brighton Ka ahoana zany ry TOMAWAK no tsy hitanao kanefa zahay mpijery aza nahita azy teo @ PC sy tany Ambatomanga
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Dim 21 Oct - 12:32
Somary sahirana kely moa ry zareo teo ka zay vao vita ilay résumé eBook ny Rallye Total Sinon, hivoaka @ alarobia izao koa ilay DVD rallygasy, 50mn eo ho eo ny Rallye Total dia misy bonus roa: embarqué Mathieu-Teddy sy Mickael-Fafah. Ao anatin'ilay boky Madagascar Rally moa izy io!!
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Lun 22 Oct - 16:58
His a écrit:
Somary sahirana kely moa ry zareo teo ka zay vao vita ilay résumé eBook ny Rallye Total Sinon, hivoaka @ alarobia izao koa ilay DVD rallygasy, 50mn eo ho eo ny Rallye Total dia misy bonus roa: embarqué Mathieu-Teddy sy Mickael-Fafah. Ao anatin'ilay boky Madagascar Rally moa izy io!!
Merci amin'ilay toraka ao amin'ilay sujet DVD ao amin'ny rallygasy. fanapiana kely fotsiny ange ny ahy e! izaho ary no tokony hitoraka amin'ilay finiavana be dia be eo amin'ny ekipa rallygasy rehetra hizara ilay revy.
Fa dia manainga antsika rehetra hijery an'ilay DVD, dia hanipy izay soson-kevitra hanatsarana azy hatrany hatrany.
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Sam 1 Déc - 8:48
Beaucoups ont demandé a connaitre l'histoire du Rallye Malgache depuis ces débuts. Alors, on va commencer par mettre les infos nécessaires: la listes des vainqueurs depuis 1951 sur [url]www.rallygasy.tk[/url]
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mar 11 Déc - 15:37
Les photos du dérnier évènement du sport auto-moto. La manche de scooter organisé par le srk avec les démos de tous les autres disciplines: [url]www.rallygasy.tk[/url]
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Lun 17 Déc - 7:54
Comme il est marqué sur le site, la redaction est ouverte à tous Ainsi notre ami Emsics ne s'en est pas priver, il nous a concocter un rubrique à suivre: Dans mon retro... Nous vous incitons encore à participer dans notre site [url]www.rallygasy.tk[/url] Suis sur que vous pouvez apporter un plus pour ce sport et notre passion
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Ven 21 Déc - 10:43
Ben oui, ce serai possible En effet, on remercie d'ailleur fond_de_6 On espère en avoir d'autre de lui pour le début de l'année PS: Fa iramatoa izao ra miditra membre forum mety milay be koa an!!