salut daholo e!
ny tenanay izany tena nila nanao break kely mihitsy (pas de web ni télé ni radio ni journal)
somary dépahsé kely mihitsy aza fa izay manana info tokony hosoratanarehetra dia iangaviana alefaso eto na amin'ny mail emsics@yahoo.fr na fb e!
tena be dia be loatra ilay post dia tsy araka ilay sady manao passation de retour e!!!
ireto avy ny rubrique tsy ananako (tsy anananay détails moa izany e!)
fast and furious
karting
moto
scooter
_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)