Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Lun 23 Fév - 8:58
"PARTAGER LA PASSION"
Dia tena niainanay tokoa letsy zany devise zany tamin'iny week end iny.
Misaotra an'lisany ééé. tsy ny crédit lany, tsy ny fotoana lany fa ny passion foana no mitondra azy. Ary sûr za fa ny rallygasy ihany no mpanao gazety "amateur" et pro confondus no nanao courverture otran'zay an'iny rallye iray iny.
Misaotra an'lisany koa nampita vaovao par tel & sms tout au long du WE ho an'reo zay tsy nisy connex otranay
après Mathieu et Ted, c'est vous les grands vainqueurs de ce WE aussi. donc GROS BRAVO les gars
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Lun 23 Fév - 10:08
+ 1 000 000 000 000 000 000 Isaorana tanteraka eram-po eran tsaina ary fiarabana hoan ny mahery fo tsika:: MATHIEU & TEDDY TANDEM DE CHOC PARTAGER LA PASSION ET PARTAGEONS LES SO6
Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Lun 23 Fév - 17:44
grand tokoa ny ekipa rallygasy fa tena tsy passiontsony ngamba fa efa voahozona mihintsy satria na dia nahazo an'ilay "events manager" mbola handeha any Abidjan, ny seance de "I can't hear you" dia tsy kivy fa nanohy ny fitadiavana loharano_baovao hatrany fa MISAOTRA RY ZALAH fa dia angamba ny manche manaraka ho karakaraina aloha !!!
Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mer 4 Mar - 12:38
Milay leitsy ràEmsics. Les félicitations sont de rigueur car ce n'est pas tous les jours que l'on aura l'occasion de discuter avec des champions internationaux pareils.