Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mar 10 Avr - 17:30
- Photos du 1er Manche Karting - Vidéo du slalom GEANT Tasam en ligne
_________________
Invité Invité
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mar 10 Avr - 19:53
tena tsy atao eo imasony fa enjana lé matio léé... ..mahay lery ka... sapô hoe ny vaza zay. Zany aza 205 no entiny, ka maika fa hahazo fiara tsr²??....
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mer 2 Mai - 17:18
Azafady ry Hismaster fa tsy mi bug foana ilay site an'i toi raha vao manindry izay lien ao. Te hijery an'ilay grille sy parcours aho izao fa tonga dia fotsy be fotsiny ny ao
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Invité Invité
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mer 2 Mai - 22:35
Ny ahy ndray misokatra tsara ilay site , ary nisokatra tsara koa ilay grille sy ny parcours fa le cartographie no otrany misy fahavoazana !!! .. refa petit format izy d misokatra tsr fa refa atao lébébé d tsy misy sary mivoka tsony !!!!... le petit model nefa tsy hahitana ninoninona !!
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 3 Mai - 9:28
HisMaster>>misokatra ilay site rehefa Opera na Mozilla no ampiasaina, fa mi bug ilay izy ra Internet explorer ilay fichier excel tsy mety ny horaire 1ère voiture merci
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 3 Mai - 10:31
Raha ny tena marina dia natao ho alaina ilay fichier rehetra fa tsy natao ho jerena ao ilay an'i Dadah no méthode tokony ampiasaina Sinon, lay problème internet explorer ho ezahina jerena solution rapide
Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 3 Mai - 10:50
His a écrit: