Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Mar 22 Jan - 10:35
Miarahaba antsika rehetra tia Rallye tratrin'ny taona 2008 ary mirary any ity taona vaovao ity ho taona feno fahombiazana hoan'ny Spaoro mamintsika, sady miarahaba any Rallygasy fa tena mihamatotra ny site
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 13 Mar - 6:34
Normalement, ilay vidéo mihitsy no efa ohatr'izay. Manomboka tsisy feo rehefa ao ampovoany tao dia avy eo tapaka fa tsy vita mihitsy ilay ES. Ny antony moa, nisy blem mihitsy hatran'ny @ tournage lany ilay pile caméra dia tapaka ilay enregistrement! Fa ny manaraka sur fa ho feno ka Fa misy fomba hi-telecharger-na video ihany angaha @ ireny youtube sy dailymotion ireny e!! Mba atoroy anay ihany ny fika raha misy
Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 13 Mar - 9:04
copiena le lien an le pagen' le video miditra am www.keepvid.com de coller eo lé lien de clic sur download d maazo fichier enao, de renomenao fa asina .flv fotsn (ex: hisvid.flv ) De midown flv player fotsiny avy eo na flv encoder anovana ny format an ilay video ra tina ovaina avi na mp4 oatra le izy
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: www.rallygasy.tk Jeu 27 Mar - 11:05
Beaucoup nous ont demander des infos pour courir à Mada (pilote locaux et étranger) à titre d'infos donc, j'ai mis le règlement de MRC 2008 dans le site!!
Sinon, le calendrier des manches de Karting de cette saison vienne de nous parvenir!!