Misaotra betsaka
mafotaka tokoa ny alina
soa fa mba efa nisy kotrana kely niaritory tamin'ny rbr taloha
fa otran'ny tsy misy miraharaha zay arerahana any anie lolll
mazoto foana lolll
tena lasan'lery daholo ny saina sy ny fotoana rehetra aloha hataramin'izao
Io (Miratia Henintsoa) aloha de tsy maintsy hahay rbr ihany e ...
Hita eo na mba haka ny toetra tsarale tonton mitovy anaana aminy lolll
Mankasitraka hoan'ny rehetra mahatsiaro mivantana na am-panahy loll