Nombre de messages: 82 Date d'inscription: 14/10/2009
Sujet: Re: Rila2Real Sam 17 Oct - 10:07
Marina daholo izany ry zalahy à, fa ny manahirana kely izao de nareo mahafantatra an' ahy nefa za tena tsy mahakobo an' lesany mihintsy, rehefa mba mifanena d mba kôzio ihany le bandy é. B d b zao elesany no koboko teny @ fizarana coupe t@ FF fa tsy vitako le manisy anarana eo @ le tarehan'ny olona ts11.
Nombre de messages: 82 Date d'inscription: 14/10/2009
Sujet: Re: Rila2Real Sam 17 Oct - 12:45
Tadididiko le teny Arivonimamo moa v izay? fa tena tsy tadidiko le tarehy klé, mba signaler-o ihany zà rehefa le mifanena iny isika eo @ tanàna eo é! koboko koa le cox jantes williams io ka. Masaka kely an...
Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
Sujet: Re: Rila2Real Mar 27 Oct - 11:37
rila2real a écrit:
Marina daholo izany ry zalahy à, fa ny manahirana kely izao de nareo mahafantatra an' ahy nefa za tena tsy mahakobo an' lesany mihintsy, rehefa mba mifanena d mba kôzio ihany le bandy é. B d b zao elesany no koboko teny @ fizarana coupe t@ FF fa tsy vitako le manisy anarana eo @ le tarehan'ny olona ts11.
la 5214 me dit qq chose en effet ! BMOI ve ? ???
zahay mantsy mba fan 205 ihany taloha sady efa nanana ihany (9347 TR) fa niteraka de tsy maintsy nifatratra t@ 4 portes ihany
Nombre de messages: 82 Date d'inscription: 14/10/2009
Sujet: Re: Rila2Real Lun 23 Nov - 20:48
Un petit 0 à 120 sur la route digue samedi dernier (bcp de circulation). Histoire de dégourdir un peu... les jambes la caisse après qlq mois d' hibernation