Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Félicitations Mar 8 Jan - 14:31
bibill a écrit:
ramatoa a écrit:
arabaina éééééé!!! 2008 commence bien alors!!!
En fait, c`est un topic de l`année dernière , mais on peut tjrs lui souhaiter un heureux annif
hihihi!!! honte à moi alors!!! et joyeux annif
Invité Invité
Sujet: Re: Félicitations Mar 8 Jan - 19:03
mdrrr.....tokony tsara asiana " année" iany ilay date ato zany fa tena mamitaka !!!!!mdrrr ...au moins mba ni-feliciter 1ans de mariage zany Ramatoa ee !!!!hihihihi
Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: Félicitations Mer 9 Jan - 14:45
HAHAHAHAHAHAHA Sotra betsaka e De eto moa zany vao afaka ihany koa Fa (eh niova 20% ny TVA 18% e) Ny miarahaba sy mamerina ny arahaba ho antsika rehetranahatratra ny taona sy mirary soa hoan'ny taona 2008 samy ho tanteraka zay fanirina e Hoan'ny Rallye moa de mba ho taona hampangitakitaka sy ho feno spectacle ka hampisy sary na horonan-tsary hatao tsiaro any aoriana e
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Félicitations Mer 9 Déc - 8:36
tsy afaka mi post Fb moa zany dia eto no manao ny arahaba ho an'celui qui se reconnaitra ihany Félicitations éé (lé ananrana kouh tiako ann "aime ça" Fb io mdrrrr)