miarahaba antsika rehetra nahatratra ny taona 2007
hotahiana sy hoambinina daholo amin'izay rehetra atao
dia hahafinaritra tahaka ny taom-pilalaovana 2006 anie ny 2007
misaotra mialoha amin'ny fampitana avaovao sy ny tsaho mandeha e!
_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)