tiko io sub io an,
fa ny taille le sary KGB ataovy 800px de large atsisy olana amiko alou lay participation e, za anisan'lay hoe sady mianatra no milalao fa mbola vitako aloha lay 25 par rallye e (50 zany ny ana sy rafotsy satria refa remie izy mandeha

)
ny participation ny bandy avy any afinda koa tsy mapanin ana mitsy na gratis aza. Lay izy marina nge tsy dia hoe lay rallye no andoavambola fa lay revy iarahana e. ny ahy ny participation @ MRC 2010 le koziko hoe mbola ho jerena iny resaka matos hoe mbola ahazaka ve lery (efa miha antitra lery fa mbola ho tenenina ny mécanos anomana tsara an'lery)
marina mitsy alou lay resaka fivoriana hoe tokony hiparticipe fa ty bandy 10 foana (isaorana lisany mpikarakara lalandava) ho ezahina ny fanatrehana matetika @ty 2010 ty. Ny eto @ forum azo atao ny mitsidika isan'andro sy maneho hevitra (za mandalo d mamaky ftsn foana fa tsy mba miteny mitsy, mea culpa

)
marina ny an'i Big lay hoe mitaky coticota tsy milay, lay mitaky vola aman'olona mitsy no manahirana ny tena marina.
Ny

kosa tsy mbola nanantsaina ny hanao profits t@ ty resaka ty mitsy, marina mitsy zany. Lay mivarotra lay mise à jour alou zany dia hita iny fa dia tsy afaka manôtra tsika fa dia mizara fôna marina tsika (@zay mitombo kokoa ny mpilalao rallye virtuel

)
Ny passion marina tsy jerena dépense fa alefa eny foana.
dia ts'hitako tsony zay ho lazaina fa dia ho faranako eto ty taratasy ity
P.S: iza no mécano afaka hipréparer ny sub-ko pour la saison 2010??? hihihi