Teny iaraha-manana izay rehetra izay e
Be adidy be
Vao namorona tokan-trano koa manko ny tenanay de somary natsipy tany daholo aloha ny fotoana sy ny hery iray manotolo
Hitondra soa sy fanambinana antsika rehetra tokoa anie ity taona 2007 vaovao ity indrindra hoan'ny Rallye Malagasy
miezaka mitsikilokilo aloha hatreto hi hi hi

_________________

Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url]