Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: temps non officiel fast and furious. Mer 23 Sep - 18:46
His a écrit:
Ilay resaka specta indray, raha vao manao ny asany ara-dalana ny mpitandro filaminana (izay bobaka beu) fa tsy mialokaloka fotsiny dia tokony milamina foana io!!
ohatra an'ity ve izany?
His a écrit:
Ilay bandy ny scooter zany no tena be mafy loha fa mila folahina zalah fa tsy hoe aleo tsy asiana tsony!! Aiza kosa moa no ahazatra azy hanaraka lalana raha tsy zarina izy alou!!
taratry ny fanaon'zalah eny amin'ny circulation ihany izany
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)