Faly miarahaba an'tsika rehetra eto aloha . Ka hono houa ry zalà, eo @ otrina eo moa zany ny budget tokony ho atokana @rallye iray????...efa ela iany manko ny tenanay no nijery an'zany atao hoe rallye zany ka izao dia lasa té mba andray anjara nfarany!!..ka ny hitanay hoe tsara hiaingana aloha d alô miainga @ fiara tso²tra mba hazahona experience d avieo miakatra tsikely². Ka eo ndrindra no anotaniako anareo izay mahalala hoe otrina eo no mahazo fiara fiiable tso²tra (fa avieo vao mitady fiara matanja²ka) efa preparé ary otrina ny budget ilana isakin'ny rallye. D misaotra mialoha e !!!
Dernière édition par le Ven 17 Nov - 18:22, édité 2 fois
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: budget rallye Ven 17 Nov - 15:56
Faly miarahava an'i Stef'Anihy aloh tonga soa eto e! io zavatra tadiavinao io ilay nofinofin'ny bandy mpiondana rallye rehetra mihitsy e! ny hitako aloha hatreto raha hoe izay mihitsy vao hanomboka @ ireo base ireo dia izao. base efa nisy teto @ tanana ihany no vidiana manomana 25 - 50 Mo karaman'ny Mécanos 1-2,5 Mo / rallye vidin'ny pièces na ireo ho soloina na ireo atao reserve 10Mo Ny solika hanaovana Reco (750-1 Mo), dia ôtran'izay ihany koa ny rallye izany hoe raha vao hanomboka mihitsy izany dia efa mila manomana farafahakeliny 70Mo ny rallye manaraka arakaraky ny degâts teo no maha betsaka na mahakely ny vola mivôka fa na izany aza homanina foana ny 7Mo.
Tsy atao hakivy aloha nefa izany fa raha misy ny hatoraka aleo velezina ny vy d ny mbola mafana e!!
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: budget rallye Ven 17 Nov - 16:23
ary izaho ry zalahy naheno hoe misy bandy mampanofa vam 4 millions fmg par rallye hono vao haingana aho naheno an'izay dia hoe karaman'ny mecano sy ny ranonkisoa sisa no ampiana amin'izay
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: budget rallye Ven 17 Nov - 16:52
Aiza lety no misy an'izany le??? 4 Mo daba préparé tonga d mandeh aloh sa caisse fotsiny d elà dawl no miantoka ny fanamboarana rehetra e!!! mba meo info misimisy lety fa sô d mba mahavita rallye 1 ny bandy @ saison 07 a ! sitrany ahay tsy simba ny vols kelinay r'efa samy hilalao ihany
Invité Invité
Sujet: Re: budget rallye Ven 17 Nov - 17:58
rehefa tena nitady moa ny tenanay d nahita site interSant 2, hita ao daholo na ny wrc, na ny gpe A na ny gpe N, sns....ka dia samia ary mijery izay tandrify azy satria ny vidiny koe dia tsy an'jaza !!! http://www.mikadoracing.com/ http://www.rallye-forez.com/
mahita Invité
Sujet: Re: budget rallye Lun 20 Nov - 8:31
bjr steph zay aloha mahita fa tsy haiko raha mi interessé anao fa 205 M11 ilay izy fiara mbola fiable ihany eo am 35Mo pret a courir eo ho eo no hanaovan lé olona azy.
Invité Invité
Sujet: Re: budget rallye Mar 21 Nov - 2:22
mahita a écrit:
bjr steph zay aloha mahita fa tsy haiko raha mi interessé anao fa 205 M11 ilay izy fiara mbola fiable ihany eo am 35Mo pret a courir eo ho eo no hanaovan lé olona azy.
Faly miaraha anao ry "Mahita" ny tenanay. Ka hono houa : afaka mba lazainao v hoe iza no efa niazakazaka t'@ io fiara io???rallye firy no vitany??pilote firy no nifandimby taminy?iza no tompony @ izao fotoana izao?.. Misaotranao mialoha.
mahita Invité
Sujet: Re: budget rallye Mar 21 Nov - 8:38
bjr! otrany sarotra be lé manomé anaran olona eto fa raha misy mail dia aleo am zay no andefasana azy e! Ary hono hoa, tsy hanao officielle tsony ve zany i steph fa hanao rallye mitsy am zay? tandremo fa ny virus du rallye c'est comme le SIDA hein! quand tu l'attrape, il ne te lache plus! c'est pour dire que le rallye est génial sady mahatamana be! ndray² mampamorona ny tsy misy mintsy mais bon on 'espere que vs allez trouver des sponsors!
Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: budget rallye Mar 21 Nov - 9:55
Stef'..Anihy a écrit:
mahita a écrit:
bjr steph zay aloha mahita fa tsy haiko raha mi interessé anao fa 205 M11 ilay izy fiara mbola fiable ihany eo am 35Mo pret a courir eo ho eo no hanaovan lé olona azy.
Faly miaraha anao ry "Mahita" ny tenanay. Ka hono houa : afaka mba lazainao v hoe iza no efa niazakazaka t'@ io fiara io???rallye firy no vitany??pilote firy no nifandimby taminy?iza no tompony @ izao fotoana izao?.. Misaotranao mialoha.
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: budget rallye Mar 21 Nov - 13:18
mahita a écrit:
bjr! o tandremo fa ny virus du rallye c'est comme le SIDA hein! quand tu l'attrape, il ne te lache plus! c'est pour dire que le rallye est génial sady mahatamana be! ndray² mampamorona ny tsy misy mintsy
Aoka lesy marina !!! tsy hita fa zay le izy r'efa tafiditra ao anaty ilay zavatra e!!!
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: budget rallye Mar 21 Nov - 17:03
mahita a écrit:
bjr steph zay aloha mahita fa tsy haiko raha mi interessé anao fa 205 M11 ilay izy fiara mbola fiable ihany eo am 35Mo pret a courir eo ho eo no hanaovan lé olona azy.
hmm!!!iza indray zany Adva miala mitsoka zany? sa lasa niakatra grade? aza ajanona ny rallye a!