Tiko be ilay formule na ny somary mitovy amin'iny
ss vitsy
timming hoan'ny olona mampiasa lalana sy hahafahan'ny passioné rehetra mankafy tsara no azo amboarina kely
Raovina no mety hisy otran'iny na ss karazany 3 monja fa androsoana sy hiverenana fotsiny
De ity koa
Joda mitondra subaru ohatra
Laza mitsu
Mathieu sub
Faly be 206
Mamy kely sub
Mickael ford
Louvel Xsara
Sitraka sub
mbola be ny tohiny marina
Dani; Hery be; tax; Rila; gui2; Yrdan;
Legah; zokin'i Xtof ; Davonjy;
tena mbola bobaka be eeeeee samy manohy daholo e reo no tonga ao antsaiko aloha
De samy haniry daholo hoe tsy hisy probleme mecanik daholo........
De hifanisa segondra na tapa-tsegondra de hanao asamarika, de hanao attack be daholo ;
Matsirooo beee
Inona no tsy tokony hatanteraka izany anefa

_________________

Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url]