+1 am Beels koa a. Asiana mercredi sy jeudi ohatra fa RB sy vam samihafa sady afenina av session, ny participation le voalohany ihany no mikoty. Fa le speciale am le 2 jours reo zany mba iezahana atao mitovitovy fa tsy tena mitovy. fa le classement am le tps tsy mitovy ndray no blem amzay , so misy manana sosokevitra?
Ataovy session une soirée d fohy fohy ny SS (ex 8 SS) fa sarotra b izany sur deux jours izany e. 1 ère SS 19H30 2ème SS 21H30 3ème SS 22H30 Ny vam tondé Pck iray ihany Ny RB à 19H20 no atao ho an'izy telo.
ny blem zalahy dia ilay tsimaintsy misy mitady zavatra hafa foana eo! ohatra hoe atao jeudi io dia ny sasany indray milaza fa aleo vendredi sns. donc je propose hoe laissons a Big le soins d'organiser ce trophé! isika mba manajja izay tapany eo sa ahoana???
Il va y avoir 3sessions disponibles demain :trophée zazamaditra mot de passe : teamso6 (minuscule tsy misy espace) voiture: 205 (bloqué sur un seul groupe choissisez la 205: tsy ambarako eto le groupe) ra mtondra ankoatra 205 d éliminé spéciale: 2gravel 1 normal 1 mix 2 tarmac
tadidio fa zé session anovanareo voalohany no raisina

bonne chance daolo
Manina nefa raha kozina hoe in groupen'lé vam,puisque toi tu le sais et nous alors?????
hihihihihihi kefa hoe zay le izy hoe tsy ho tenenin'depuis le début de mba ekeo e de tte facon tsy hiova io fa efa i his no nanao ny RB dia au dernier moment vao avokany