|
|
| Auteur | Message |
|---|
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Ven 10 Nov - 7:34 | |
| marina fa ny fiara no maha rallye ny rallye sady nanana ny nampiavaka azy ny antsika teto gasikara raha tsy hiteny afa-tsy ny dauphine na ny austin an'i Benaivo efa nisy koa izany citroen Traction soalaza izany tamin'ny 1990. teo koa ny 404 an'i Zazah. fa tsy azo sarahina amin'izany koa ny pilote. Samy nanoratra ny tantaran'ny rallye teto daholo na ny kalaza na izay nandray anjara indray mandeha fotsiny. (misaotra zalahy a!) Fa ho ahy ny ekipazy isan'ny nanamarika ny tao anatin'ny 20 taona mahery dia i Maurice be sy Alcazar (nalaza izany a!) ry zalahy rahateo isan'ny nitondra fiara raitra (R30, R 15 turbo) saingy raha ny fahatadidiako toa tsy mbola nahazo rallye niaraka izy roalahy na dia favori hatrany aza isaky ny rallye (ry zalahy koa tsy mitsitsy mihitsy a). i Maurice be no efa nahazo ny rallye papmad tamin'ny R5 Gt turbo dia i Alcazar efa nahazo rallye iray niaraka tamin'i Joda tamin'ny 1990 angamba izy izay BMW 325 ix ( io no BM 325 voalohany nanao rallye teto). Mazava ho azy fa eo koa i Joda. Toa tamin'ny nitondra Opel ilay ry vao nantsoina hoe Joda fa taloha tamin'ny 504 toa mbola hoe Ranarivelo, Ekipazy faheno foana ny hoe Jodda sy Freddy na joda sy teillet. Dia eo koa ry besalahy (Frères Rakotondrabesa) ny rallye koa mantsy matetika revina mpirahalahy toa an-dry Rabetsaroana (nitondra Ax voalohany) ry razakaboana mirahalahy (nitondra 305 volaohany fa afaka nifampitana tamin'ny vam mtanjaka an'ny reunionnais tamin'ny fotoan'androny) frères razakandrandria (nitondra peugeot 505 voalohany) nisy koa ry frères tahirisoa (nanana ekipazy 3 isaky ny rallye tamin'ny fotoanany) Ny ekipazy vehivavy indray dia nisy an-dry Madame Rafala, dia ry mimi sy YoYo, dia ry Voahangy sy Mme terrinen taty aoriana Ny avy any Toamasina koa no nisy ekipazy nalaza Gerard sy Raminahy (Simca 1100, fiara notapahina chassis genre 540 voalohany) dia ry Rabenjamina sy Jackson (Peugeot 204) dia i James sy Gray taty aoriana (peugeot 205) nisy koa ny avy any Mahajanga raha teo amin'ny fivoaran'ny parc indray dia ry Danielson Haja no isan'ny namoaka fiara vaovao volaohany hatrany (Lancia, R5 gt Turbo, R21 quadra) Ny nitondra 205 voalohany no tsy tadidiko fa nalaza ry Eric Alliot sy Eric Cochaux ary i Payen (toa i Payen angamba) Nisy koa ny 309 ravintsara an'i Riri sy dofa, ny hany 306 nandray anjara tamin'ny rallye an'i Thierry Barday. Izaho aloha ry zalahy hatramin'izay dia peugeot foana na dia hoe efa nivadika vam alemana aza tato ho ato fa amin'ny sport, na teto na tany ivelany, peugeot foana ny foko Fa ny peugeot 504 no Vam nalaza tamin'ny rallye malagasy : ankoatra ny 540 sy 5423 dia nisy an'i tonnerre (an'i Rapa) sy 2261 (an'i Herve vazaha), Rafaly be (roi Lion) koa ange cinq's no nanombohany. fa ny cinq's nilay teto dia ilay an'i nanoo (V6). Mazava ho azy i Davonjy _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
gauchepl Invité
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Ven 10 Nov - 8:39 | |
| [strike]mila tsiahivina mihitsy ry zalahy ny tantara;tadidiko t@ zany marina ny challenge paul ramart de i rabronz no nahazo 1er t@ moto,hafaliana ny an'ny james club t@ zany,dia ny tena nampiaiky ahy t@ zany marina koa dia ry danielson (charade turbo,alpine 310) tsy resy mihitsy t@ course decôte ankatso fa ny tena nahafinaritra ahy indrindra dia nijery an'i tina kely zandrin'i haja danielson nitolona ténéré 600 nefa lery mbola tsy 12 ans akory t@ zany. |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Ven 10 Nov - 10:58 | |
| tsy dia hoe ntaolo be akory fa mba nahita kely ny teny aloha sady ny ankehitriny koe efa iaraha-mahita fa miresaka an'i rabronz nareo : i Pick sy rabronz tadidiko nitondra 304 décapotable izay (ohatran'ny buggy) Vam hafa mihitsy koa no netin'i Jean Marc Razanamasy tamin'ny rallye super sprint : mazda 4 x 4 B 2200. tamin'io Rallye io koa nisy 4L Fa raha hoe moto ry Razafy no kadada taloha dia ry Billy kely tamin'ny moto kely (Yamaha Yz 80) _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Ven 10 Nov - 12:44 | |
| Raha hiresaka moto (tsy koi fa sport mecanik ihany reny  ), dia nalaza tokoa ry Razafy  t@ androny, nanaraka azy avy eo ry Billy niara nifampitady t@ Rapà (Patrick). Lery io moa de nanjaka  nandritra ny fotoana maro saingy nisy fotoana lefy laza ny cross teto @ tanàna  , ka zao vo miverina ndray ny fifaninanana. Fa teo koa ry Freddy zay tsy azo sarahina @ tantaran'ny motocross sy rallye teto @ tanàna  |
|
 | |
HUSKY Invité
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Ven 10 Nov - 15:28 | |
| Betsaka tokoa ireo pilote rallye no nanao moto taloha! toy an-dry Irina, Freddy, Faly Be... Ilay fotoana naha -lefy an'ny sport moto ngamba no nahatonga an-dry zalah nivadika nilalao fiara? |
|
 | |
gauchepl Invité
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Lun 13 Nov - 10:14 | |
| za aloha mahita hoe manana potentialité i Haja e! fa le R21 kosa aloha tena tsy mety @ lery intsony e! tsy aleo aza ve manao @ cinqs? |
|
 | |
doda Invité
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Lun 13 Nov - 13:28 | |
| i Haja manana potentialité b mitsy ka, sahiko mintsy no miteny fa raha anao classement an'ny meilleur pilote tafiditra am 5 premier lery Fa le R21 kosa alo efa reraka ra haja a  ny ao anatin'ny amzany tena c'est le bordel, ny mal arrière tsy mety mihidy intsony Manena tena kely de miova vam oatra hoe subaru fotsn de efa mverna au top  toi ra haja a kozy e |
|
 | |
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Sam 6 Jan - 14:54 | |
| tsy dia misy resaka firy moa ka dia hotohizako indray ity serasera ity: tsy izany fa nahita Citroen CX aho teo dia nahtsiaro fa efa nisy CX nanao rallye koa teto an'i Nono fa tsy tafa foana ilay izy _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Ven 12 Jan - 23:29 | |
| ny rallye tena nafinaritra anah indrindra D lé prologue natao teo Betongolo.tsy tadidiko hoe taona firy fa tena mbola bandy kely iany t@ zay.Alina ny epreuve no natao t@ zay,i joda sy Eric (celica) ary ry fredy no tena nalaza t@ zany.ny tena nahafinaritra t@ zay D lay toerana:maita tsara ny circuit rehetra,ohatran'ireny any @ Stade de france reny satria aty ambony no mijery.Lé teny Iavoloha koa loh tsy ratsy é.Fa mba aiza ary @ zao no misy toerana tsy D lavitra ohartran'reny é?lé tetsy Ankorondrano tena nlay fa tô tsy azo anaovana tsony ngamba[b] |
|
 | |
SystemeD M10


Nombre de messages: 181 Date d'inscription: 28/03/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Jeu 15 Fév - 2:30 | |
| je crois que le premier rallye de Joda avec la Golf ( et Freddy en tant que pilote sur la Lancia) a ete le theatre d'un belle bataille aussi....je suivais les temps a la radio FM...lol |
|
 | |
SystemeD M10


Nombre de messages: 181 Date d'inscription: 28/03/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Jeu 15 Fév - 2:35 | |
| Les duels Joda ( Lancia) vs Haja Danielson ( R21 quadra) etaient impressionant aussi....ils ont vraiment eleve le niveau de jeu...c'etait soit casse pour Joda ou sortie de route pour Haja....  |
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Mer 11 Avr - 13:03 | |
| Je crois que le duel Mathieu (p205) vs Louvel (citroen saxo) restera aussi longtemps dans la mémoire de ceux qui ont pu voir le spectacle  |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Souvenirs Souvenirs Jeu 12 Avr - 12:21 | |
| |
|
 | |
|