Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Souvenirs Souvenirs

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2  Suivant
AuteurMessage
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Souvenirs Souvenirs   Mar 7 Nov - 13:26

Ny saison eto @ tsika moa efa tapitra ka ity mba misy topic mety azo hanalana azy mandra-pà: Inona no SOUVENIR mba nanamarika anareo teo @ tantaran'ny rallye malgache?
Atomboko @ zay tadidiko: Ny nijery an'le DIANE (an'i Ignace moa izy iny ra tsy diso za) t@ zany fotoana dia nafinaritra sy nampangitakitaka tongue
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Mer 8 Nov - 8:59

Rallye Papmad: Lancia Delta Joda/Freddy sy ireo 504 be dia be tonga hatrany Majunga Very Happy Niaraka amin'ilay Super Spécial 2 tours ny bord amin'ny 5h du mat Exclamation Ny taona tsy tadidiko intsony Embarassed
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
gauchepl
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Mer 8 Nov - 10:02

ary le R 30 n'i Maurice Be, V6 moa iny? scratch
Revenir en haut Aller en bas
Marcus
M10
M10


Nombre de messages: 192
Localisation: Tana
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Mer 8 Nov - 10:13

Ny ahy ilay slalom teo Ankorondrano, vao azo mihitsy lay Golf an'i Sodiama t@ zany.
Ny tena naha-souvenir tsara dia izao : izaho nijery slalom ny week end, nefa ny alatsinain'iny examen Mathématiques, fa ny noty azoko t@ izay no anisan'ny tsara indrindra t@ Math série C nataoko.
Libérer kokoa ny saiko avy nanala azy nijery slalom.

_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Mer 8 Nov - 14:58

Je me souv1 oci de la fameuse 404 de Zazah sunny ; nahavita koa iny an Rolling Eyes
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Marcus
M10
M10


Nombre de messages: 192
Localisation: Tana
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 9:02

Ny tena nahaliana koa teo aloha teo dia ny fivoaran'ny parc.
T@ andron'ny lancia aloha, dia efa faly satria misy fiara mitovitovy @ any am-pita.
Tonga ny Golf Sodiama, tany am-boalohany mbola ts'dia nahalala izay groupe sy ny karazany any, fa dia hoe bomba ny fiara.
Nanomboka nahafantatra ny gr A @ zay, ka tena faly tokoa hoe nisy clio gr A, 106 kit car, 106 gr A ( Mimi sy Yoyo ) .
Faly ihany t@ ny celica castrol, fa dia efa antitra mihoatra ny clio sy ny 106.
Nisy koa ny ford sierra cosworth, ilay escort cosworth koa tazana tena ihany fa toa ts'nanao rallye mihitsy raha ts'diso aho.
Fa ny tena nahafaly dia ny nidiran'ny Subaru gr A voalohany teto : manan-tantara ny subaru @ maha-triple champion du monde azy t@ zany, t@ ireny koa nanaraka tsara ny @ Kankunnen, Makinen, Sainz, Mc Rae, ... ny subaru impreza, ny ford escort cosworth WRC, ny mitsubishi lancer évo isan-karazany, ny toyota corolla, ny 306 maxi, clio sy mégane maxi, ny 106 kit car ...
tonga @ zay koa ny 206(WRC hono), taty aoriana vao nahalala fa ketrika hono fa tsy WRC, ny mitsubishi lancer évo VI mbola anisan'ny récent t@ zany, ny toyota celica gr N izay tanora be mihoatra ny celica castrol taloha.
Indrisy koa tsisy tafajanona ny subaru gr N rehetra sy ny gr A farany izay nentin'Emontspool, ngamba kivy t@ ny nanjo an'Joda t@ subaru gr A ex-Emontspool daholo.
Lava-be izy zany! zay aloha fa miandry izay nouveautés @ herintaona indray : anisan'ny tena andrandraina ny an'i Faly sy Louvel izay nilazalaza fa hitondra fiara vaovao. Wait and see!

_________________
ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Invité
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 10:33

Lancia = Zo razakaboana + Nissan Sunny sy ny BMW 325 IX! perfs milay be koa reo! rakotondrabesa= 5423/ 504 telecel ... dia i davonjy Marc koa t'@ eo cinqs eo ihany koa..tena enjana!Gérard louvel nitondra visa 1000 pistes koa tena degany be!Haja danielson sur 505 turbo injection...niakatra course de cote ankatso sy ny rallye (tsy aiko intsony)!

D'ailleurs mitady turbo injec za zao ra misy mahita @ vidiny rariny flower
Revenir en haut Aller en bas
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1693
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 10:37

Tamin'ny androny Cosworth mihitsy no nivoahany Clio Williams Joda raha tsy diso aho. I Ricquebour no nitondra ilay Sierra Cosworth tamin'izay. Teo Andranomena no niainga voalohany ny Clio Dzama. Ny adva sérieux dia ilay Toyota Celica. Vahoaka koa no tonga teny tamin'io Very Happy Mbola tsy nahay loatra izay any anaty SS tamin'izany fa dia ny slalom eo Andranomena dia efa mahafaly ery. pirat
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 11:46

T@ reo évolution parc reo, dia anisan'ny phenomene teo @ spekta ny fahitana le Golf Sodiama bom t@ androny
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 15:15

Marcus a écrit:
Ny tena nahaliana koa teo aloha teo dia ny fivoaran'ny parc.
Nisy koa ny ford sierra cosworth, ilay escort cosworth koa tazana tena ihany fa toa ts'nanao rallye mihitsy raha ts'diso aho.
!

ilay escort cosworth nanao course de cote tany isorana Fianarantsoa daia nivadika tany fa potika tanteraka... an-dry terrinen ilay izy : bomba be loatra angamba ka tsy voafehin'i nedala.

Fa ny souvenir milay koa dia ny rallye des pistes sy ny grand rallye tamin'ny taona 80 sy fiandohan'ny taona 90 (ary efa antitra ihany aho izany kle) rallye iray isantaona no nisy tamin'izany (manana tombony ange ry zalahy isika ami'nizao mahita rallye dimy isantaona e)
ny GRM (grand rallye de Madagascar) 86 sa 87 moa izy izay 5.000 km eo ho eo (Tana - Mahajanga - Antsiranana - Toliara - Tana) tamin'izany ny r18 an'i doff sy Karl no nalaza, dia ry Mamibe tamin'ny R12 gordini, dia joda angamba toa 504 (niaraka tamin-drafala)
Dia nisy koa ny rallye des piste 85 sa 86 sa 87 tsy tadidiko nandray anjara ny karenjy (équipage officiel) lasany ny étape voalohany (na nisy nilaza aza hoe namboamboarin'ny fitandrana revolisionera ny résultat) dia nivadika tamin'ny 2ème étape. fiara 4 no tonga farany. Nandalo tany soavinandrina ny rallye tamin'ny 2 maraina ny départ teny andranomena fa niari-tory mihitsy ny bandy teny antanana teny Fenoarivo hijery rallye (tsy nisy speciale izany taloha fa temps imparti no omena, moyenne ambony be, dia mahazo penalisation izay tsy mahatratra) nefa fiara 4 fotsiny no hita : anisan'izany Danielson (504pick up) dia Hery sy pianina (DS 21)
GRM 87 na 88 nandalo tany mananjary. Natory tao antsirabe. Efa nahazo avance be i Joda nitondra opel ASCONA (isan'ny Vam bomba tamin'izany) dia nanao fanahy iniana tara 30 minutes izy tamin'ny départ tao antsirabe (hoe tsy tafafoha maraina hono)

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)


Dernière édition par le Jeu 9 Nov - 15:37, édité 2 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 15:19

NY rallye hitako voalohany dia ny rallye Spaga 1984 niaraka ny moto sy ny fiara. ilay rallye nahafaty an'i paul ramart hitako fa tsy mbola kopy an'ilay atao hoe rallye aho tamin'izany.

Ny combat milay indrindra ho ahy dia ny Rallye de l'amitié 1985, ny départ sy ny arrivée teo amin'ny solimotel no hitako fa arako tamin'ny antsipiriany ny fivoaran'ny rallye satria manaraka isaky ny étape ny avy ao amin'ny RNM (taloha mandeha direct ny rallye avy any anaty étape tonga hatrany ihosy sy tulear mihitsy ry zalahy, nilay tamin'izany, misaotra an-dry naina rabearivony sy ry ruffin ary ry daniel andriamaro e!) : bobaka be ny réunionnais tonga taty niaraka tamin'ny Vam mazana be (opel ascona, opel manta , toyota corolla, etc...) i Joda niaraka tamin'i ricqbourg (opel ascona) i danielson nitondra Alpine fa iva loatra dia tsy lasa lavitra. fa ny gasy afaka nifampitana tamin'ny reunionnais dia i alcazar sy maurice be (R30) ary efa nitarika mihitsy saingy tapaka train avant tamin'ny étape farany teo ambatolampy

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)


Dernière édition par le Jeu 9 Nov - 15:33, édité 1 fois
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
propuls
Invité



MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 15:33

tena efa ra-zokiny marina ry emsics raha nahita izany rehetra izany!!!

ny
tena souvenir momba an'ny golf sodiama izao dia ilay izy niongotra
kodiarana arina indroa. Toa ss tany soavinandriana tany izy io raha tsy
diso ny tenako. Nampihaiky aloha iny golf iny e!
Revenir en haut Aller en bas
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 16:33

ny celica nanao rally teto voalohany dia tsy i 1205 (ilay an'i erick belazao any amin'i Gino izao) fa ilay an'i Ranary (bouliste) fa toa indray mandeha nanao ihany ilay izy tany amin'ny fin 80 tany
ilay ry io aloha nampanao vam milay be tany amin'ny 1986 tany aza ilay ry nilako mercedes

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
bibill
M11
M11


Nombre de messages: 295
Localisation: Vohitsara
Date d'inscription: 22/03/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Jeu 9 Nov - 16:57

Marina zany fa t@ reny fotona reny ny rallye dia nitety an'i Gasikara mihintsy, sady nande alina foana, ka betsaka ny mpandray anjara no tsy tafafoha maraina Sleep ( na tsy nety nifoha tsotra zao) fa godraka lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Souvenirs Souvenirs   Ven 10 Nov - 6:52

anecdote iray (tsy hitako aloha fa nivoaka gazety!!!)
fandraisana anjara voalohany an'ny subaru Impreza teto Madagasikara. zoma amin'ny 2 ny depart saingy zoma maraina vao dédouanée ny subaru an'i dethier dia maraina atamin'ny valo sasany vao niala tany Toamasina. 3 h 45 no nanaovan'ilay ry Tamatave - Tana (taibe izany raha sur route ouverte ). 45 minute avant départ vao natao visite ny fiara. ni abandonne 2 ème étape

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
 

Souvenirs Souvenirs

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 2Aller à la page : 1, 2  Suivant

 Sujets similaires

-
» Bultaco Sherpa 35O .... Souvenirs, souvenirs
» Souvenirs, souvenirs : Guzzi V8
» Souvenirs, souvenirs... (honte ? mais pourquoi ?)
» SOUVENIRS SOUVENIRS GOOD OLD TIME
» Souvenirs, souvenirs : 1993

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnat Malagasy : MRC :: mrc Old-