Tsika mpankafy sy mpanaraka tsy tapaka ity taranja ity ve ry zalahy tsy mba afaka manome soso-kevitra @ alalan'ity forum ity ES mety ho tsara @ iny saison 2007 iny?
na lalam-baovao hafa mihitsy na remake n'ireo zay tsy natao intsony e!!!
ohatra hoe, ES, course de côte ankatso,
lalana mankany Masindray-Ambalanirana koa misy portion mahafinaritra an! sady technique no mety ahitana spectacle tsara.
mba lazao eto koa hoe ny an'i hafa??
