Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Délégation Malagasy

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
fond_de_6
M11
M11


Nombre de messages: 253
Localisation: Tana
Date d'inscription: 19/09/2007

MessageSujet: Délégation Malagasy   Dim 5 Juil - 21:19

Ny FSAM dia faly mampahafantatra anareo fa nisy delegasiona Malagasy izay notarihin'ny Président Jimmy Rakotofiriga ary notronin'i Adam Yachine lasa nivory any Tanzania rehefa avy nijery ny Zambia Rally 2009.

Marihina moa fa nahazo fanasana avy amin'ny fikambanan'ny A.R.C izy ireo ka ny fampahafantarana an'i Madagasikara sy ny vinavina hampiditra ny rallye gasy eo amin'ny sehatra International no atondian'izy roalahy ireto sady mitady izay fomba hanampiana an'i Mathieu Andrianjafy izay tonga amin'ny dingana famaranana any Rwanda amin'ny volana Septambra hoavy izao eo amin'ny sehatry ny "Pirelli Star Driver".

Manantena vaovao tsy ho ela isika.cheers cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rirymaster
wrc
wrc


Nombre de messages: 926
Localisation: Andafin-driaka
Date d'inscription: 04/05/2009

MessageSujet: Re: Délégation Malagasy   Lun 6 Juil - 10:12

De miandry ny vaovao manaraka indray izany oe tafa sa tsia ny international rally hatao eto amintsika fa na ny gazety aza tsy mba mandefa vaovao momba ireny fa fisaorana ho anao nanome vaovao
lol! lol! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
emsics
GrB
GrB


Nombre de messages: 1517
Date d'inscription: 23/08/2006

MessageSujet: Re: Délégation Malagasy   Lun 6 Juil - 20:20

fond de 6+maximumattack>> ny vaovao milay andrasana dia avy any amianreo mitsam

_________________
''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.com
 

Délégation Malagasy

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

 Sujets similaires

-
» Délégation Malagasy
» Délégation Japonaise en visite à Caen.
» Délégation ministériel
» Ségrégation canonique
» Promotion/relégation LNA/LNB, finales de 1ère ligue

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Championnats etrangers : WRC & IRC & ... :: arc-