ntsika gasy tsy dia mpanao fautes loatra aza fa ny tena
tsara ho fantatra dia :
- mila mandefa replays sy fichier 7z rehefa angatahin'ny rallyesim io après rallye (pour vérification), fa io aloha tsy angatahina raha tsy ho an'ireo mandeha be toa an-dry Beels, fablide, stekam, etc

(izaho aza mba efa ni-marquer points ihany sur wrc sy france tarmac nefa tsy mbola nangatahina replays mihitsy)
- ilay maka raccourci @ spéciale tsy azo atao (sikakama ohatra misy raccourci manavatsava tanimbary izay azo atao, east-west koa toa misy hono)
- Manao réglages mi-outrepasser-ny limites @ jeu : ireo mampiasa logiciels de réglages no mety tratran'io (ohatra hoe mampiakatra ny couple diff max à 900 nefa limité à 500 izy ao @ jeu etc)
Dia ankoatr'izay règles sasany tsotsotra, ohatra hoe : rehefa nandray spéciale iray dia tsy afaka mamerina rallye intsony, sns, ...
Fa ny tena tsara vakiana raha te hiady points dia ny attribution des points pour chaque groupe et classe sur les différents championnats.
Voilà
