Nombre de messages: 15 Date d'inscription: 11/06/2009
Sujet: Présentation welka Sam 20 Juin - 23:18
welka no miarahaba ny rehetra. wel dia Welson . ka dia Karl. Au total dia Dr Karl Médecin Fédération Sport auto moto plus de 45 ans ihany io. Saxo S1600 Grp A6K1 n° 4771. Tia milalao raha misy fotoana. Bonjour à tous.
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Présentation welka Dim 21 Juin - 9:39
arahabaina tongasoa dokotera aaaaa....asian-tsika manao visite médicale daooolo reo alohan'hanao session....200 Pompes et 500 flexions....tsy misy lany ireo naha iray ary......le nombre des années sont des acquis que les autres n'ont pas !!!!
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Présentation welka Lun 22 Juin - 10:22
Hiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiihhaaaaaaaaaaaaaaaaaaaaa!!!!! Tonga soa ianao Welka!!! mazotoa mandray anjara am rallye virtuel sy forum e! ny rallye réel iny efa mandeha hoazy!!! ato am mrallye dia za no mpanao visite médicale ka dia asio 40 Flexions aza hoe.... dia vakio ny soratra manaraka : AUItongasoa e! TONGA SOA AZA E!
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Présentation welka Lun 22 Juin - 10:32
Christophe B+ a écrit:
forum e! ny rallye réel iny efa mandeha hoazy!!! ato am mrallye dia za no mpanao visite médicale ka dia asio 40 Flexions aza hoe.... dia vakio ny soratra manaraka : AUItongasoa e! TONGA SOA AZA E!
Tongasoa ianao doctuer welka ary éé. mazotoa mitafatafa eto éé. Ianao kay zany lé nampinana anay tao @ 2 roues motrices tao ann