Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: kravited Mer 17 Juin - 13:19
tonga soa am zany tanana letsy a! dia mba ampio ilay présentation e! atao otran lé tam cahier de souvenir talou reny ex : J'aime: tous ceux qui m'aiment je deteste : le mensonge etc etc
Nombre de messages: 1514 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
Sujet: Re: kravited Mer 17 Juin - 17:14
Tonga soa Kravited dia mazotoa miresaka fa mpankafy hazakazaka fiara daholo ny ato
dia mpankafy nos koa dia mpankafy ts1 koa dia misy mpankafy karaoke koa dia misy mpankafy cox koa (ilay daba fa tsy ilay olona) dia misy mpankafy type 1 koa (io indray ilay olona fa tsy ilay daba)