Nombre de messages: 1172 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: baloo Mar 9 Juin - 14:33
Tongasoa an'i Baloo, dia mba jereo sy vakio tsara ny règlement atsy ambadika fa efa mia masiaka ny organisateurs MRC ao. Dian'izao saod misy fitarainana sy tsiny eo am fin de manche na fin de saison an.
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: baloo Mar 9 Juin - 14:45
tongasoa eto am faux rhum ary ééé. mazotoa mitafatafa sy maniresaka. MIsy koa ny atao hoe "piso" na tchat zany ka mandrosoa koa ao fa feno bandy miresak kohu ao éé (misy sipa ihany fa bon.....)