Nombre de messages: 1261 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: IRINA Lun 25 Mai - 14:16
O ry zalhy a!!!. Sendra mbo nisy fotoana nijerevana ny bandy sy sipa rehetra tao am mrallye za fa kay IRINA mbola tsy nanao présentation. IRINA = bandy tia sy nanao rallye. Mikasa ny anao indray andro any fa voafitak'ireto simulation virtuelle ireto ko to tsy mbo mandany vola miahotra noho ny ilay tena izy. Dia tamana ao atreto. Fa sinon milay daholo nareo.
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: IRINA Lun 25 Mai - 14:59
zay tsy anao tonga soa e! sokirin lery ny serrure, vakian lery ny varavarana, sokafany ny Frigo dia hoaniny daholo ny kaly ao, dia zay lery vao mba mody manao hoe AODY O!!!! AIZA IZAY OLONA O!!!
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: IRINA Lun 25 Mai - 20:40
Malama vava daholo koa reto zany klé !!!!! ... ao lesy raha Irina fa za tena @fo madio no anaovako TONGASOA an'ialahy a !!! ... fa na dia izany aza marina ihany ny tenin'Big zany hoe manomboka miakatra @classement zay vao manomboka mizesta eto !!!!!hahahaahha... tsy arakio anefa ilay taloha ilay niady farany ireny !!!!!mdrrrrrrrrrr
Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
Sujet: Re: IRINA Mar 26 Mai - 8:26
Tonga soa ndray ary e !
tadidiko za ndrepandé zay nifanena tam le Oo=w=oO mk1 bogosy menamena somary nisy blem pompe ngamba niakatra teo faravohitra teo am eglise teo
Invité Invité
Sujet: Re: IRINA Lun 15 Mar - 8:49
irina a écrit:
O ry zalhy a!!!. Sendra mbo nisy fotoana nijerevana ny bandy sy sipa rehetra tao am mrallye za fa kay IRINA mbola tsy nanao présentation. IRINA = bandy tia sy nanao rallye. Mikasa ny anao indray andro any fa voafitak'ireto simulation virtuelle ireto ko to tsy mbo mandany vola miahotra noho ny ilay tena izy. Dia tamana ao atreto. Fa sinon milay daholo nareo.
..."bandy tia sy nanao rallye. Mikasa ny anao indray andro any"... aléfasina !!!!