Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: hajax Mar 19 Mai - 23:01
Tongasoa ianao Hajax !!!!!!!.... efa ela aho no nanotany tena hoe iza ary io Hajax io fa tena mandeha be !!!! .. Milay e!!!.... mazotoa mandray anjara e !!na eto @forum io na @ rsrbr !!
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: hajax Mer 20 Mai - 9:31
tongasoaianao andriamatoa hajax hajaina tompon'ny fahefana eo am'ty taranja RBR ty mi-rillllllllll beuh nareo annn milay kah, sô D tratra ny am'ty sardaigne ty ny top5 saina gasy daholo
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: hajax Mer 20 Mai - 10:29
Hajax d'Amsterdam zany an! tonga sou ianao ry ilay mirilllllllllllllllllll beuhhh!! marina mintsy io tenin Dude io hoe efa ela izahay no nifanotany hoe iza ilay hajax ka Tonga soa e! mazotoa mitafa sy milalao
Nombre de messages: 1172 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: hajax Mer 20 Mai - 13:29
SALUT Hajax. Nga tsy nampiomehy lty a. Za foana no nataondri zalahy fa i Hajax atramin'izay. Izao ka mazava ny resaka zany. Tsy za ilay Hajax fa ialahy zany. Dia mahazotoa mandeha mafy ao foana zany kou.
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: hajax Mer 20 Mai - 13:41
irina a écrit:
SALUT Hajax. Nga tsy nampiomehy lty a. Za foana no nataondri zalahy fa i Hajax atramin'izay. Izao ka mazava ny resaka zany. Tsy za ilay Hajax fa ialahy zany. Dia mahazotoa mandeha mafy ao foana zany kou.
efa fetsy mintsy kahhhhh, hay mbola feinte ihany kay ty fa ela ihany no hajax D namoronan'la deuxième pseudo teto am'mrally mintsy annn
Nombre de messages: 287 Date d'inscription: 15/05/2009
Sujet: re presentation Mer 20 Mai - 19:08
salut, ie team didier ralambo tokoa. milay b site mrallye ary ho avy matetika ao haka soupapa @ nareo. io avatar dodanen (bien b) io no mba itako fa 206 ny dabako @ championnat wrc.