miarahaba anareo rehetra eto am forum!
Efa ela ihany no nitiavana an'ity taranja ity (na tena izy na virtuel) fa mbola tsy nanana occasion handraisana anjara mitsy. Ny fianakams koa ao anatin'ny tontolo daholo d manaraka ho azy.
Tsy d afaka mandalo eto am forum matetika fa mbola manomana fanadinana ihany koa.
Zay fa eny am session mihaona e!