Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Zaza vao!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2  Suivant
AuteurMessage
iamkosmis
M12
M12


Nombre de messages: 373
Localisation: MAJUNGA
Date d'inscription: 23/03/2009

MessageSujet: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 9:21

Salama daholo nareo ato é!

Mahafinaritra ny mahita site misy gasy hoatran'izao sady mba mitovy passion amin'ny tena.

Izaho moa efa naheno eno ity site ity fa izay vao nijery sy niditra membre.
Efa mba efa nahita ihany ireo jeux maro hafa resaka simulation ireny aho fa naheno aho hoe ity no tena milay dia hiditra amin'ny RBR indray izao.

... Mbola zaza vao é! fa tsy maintsy hanokatra sujet ihany aho mba hahafantarana be be kokoa ny momba ny RBR sy MRALLY éé.

Izany eo ihany fa izaho aloha dé tena Fanina amina resaka fiara, moto, sy Vitesse ary Sensation fa indrindrindra VW Cocc. Entre Pa leisy Tsi² sao dé mba mahita ho ahy leisy ialahy?

Izay ny amiko aloha fa à + indray é
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1419
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 10:03

tonga soa letsy a! tonga soa am zany tanana dia araky ny devise eto dia partager la passion ka dia mazotoa mandray anjara cheers cheers cheers

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 10:07

Sali iamkosmis e!!!
dia tonga soa eto indray izany,
le resaka Cox mety ahitana ihany elà fa lazao hoe inn no tena tadiavin'là.
d tonga d efa mandeh ve sa mbola vonona hanao restauration elà
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
nirina58
GrB
GrB


Nombre de messages: 1357
Age: 31
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/05/2008

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 10:14

Salut iamkosmis Wink

Tonga soa ary faly mahafantatra.

Cox addicted koa zany an..

_________________
Il y a une différence entre connaître le chemin, et arpenter le chemin

http://www.asatana.org
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.asatana.org
iamkosmis
M12
M12


Nombre de messages: 373
Localisation: MAJUNGA
Date d'inscription: 23/03/2009

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 10:15

Tsi2 a écrit:
Sali iamkosmis e!!!
dia tonga soa eto indray izany,
le resaka Cox mety ahitana ihany elà fa lazao hoe inn no tena tadiavin'là.
d tonga d efa mandeh ve sa mbola vonona hanao restauration elà




bounce Very Happy Raha misy dé 1302 na 1303, moteur 1600 no tadiaviko, satria efa manana réserve Jantes Champion sy Carbu 34 Pict amin'izao, raha azo ato atao dé lé tsy restauré-na bé intsony alo é. Efa nanana 1302 mantsy taloha fa nila ni-restauré-na bé dia teo no voan'ilay mpanamboatra aho dé tsy notazoniko intsonilay izy. Sad
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 37
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 10:29

Ok! ndraso fa mety mahita 1303 zà fa mety lafo kely fotsiny ny vidiny tonde mandeh
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
iamkosmis
M12
M12


Nombre de messages: 373
Localisation: MAJUNGA
Date d'inscription: 23/03/2009

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 10:59

Tsi2 a écrit:
Ok! ndraso fa mety mahita 1303 zà fa mety lafo kely fotsiny ny vidiny tonde mandeh


OK fa vao mainka tiko izany cheers omeo vao² foana ary éé.

mersss é
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
henintsoa
GrB
GrB


Nombre de messages: 2155
Date d'inscription: 17/12/2007

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 13:45

tongasoa ianao missié iamkosmis (scratch azavao hoe letsy lé pseudo Question) lol! lol! lol!

mazotoa mitafatafa eto éééé
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 940
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 13:59

tonga soa lesy e!!!
sarotsarotra tononina ihany zany pseudo zany an
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
iamkosmis
M12
M12


Nombre de messages: 373
Localisation: MAJUNGA
Date d'inscription: 23/03/2009

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Lun 23 Mar - 16:27

Misaotra nareo rehetra amin'lé bienvenue Smile Wink
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
iamkosmis
M12
M12


Nombre de messages: 373
Localisation: MAJUNGA
Date d'inscription: 23/03/2009

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Mar 24 Mar - 15:10

Henintsoa a écrit:
tongasoa ianao missié iamkosmis (scratch azavao hoe letsy lé pseudo Question) lol! lol! lol!

mazotoa mitafatafa eto éééé



Ny nàtonga ny pseudo indray dia nanana fiara 405 Mi16 izay aho taloha, dia nanaovako touche-perso kely lé fiara mba tsy hitovizany amin'ny fiara hafa dé avy nasiako anarana somary novaina ny fomba fanoratra ny anaran'ilay fiara hoe Kat'0 Sink MI Seize (KOSMIS), dia avy eo nanokatra compte mail aho dia tsy nety nahazo an'io Pseudo io mihitsy dia tsy maintsy no-modifié-na ilay PSEUDO dia lasa I AM KOSMIS.

Dé izay izy io ry Msissié isany Idea Smile
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Soafikov
GrB
GrB


Nombre de messages: 2745
Date d'inscription: 22/01/2008

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Mar 24 Mar - 19:17

tongasoa IAMKOSIS milay zany fa izahay "tsy ho mavomavo fa tonga namana" ee

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
dadah
Admin
Admin


Nombre de messages: 642
Age: 64
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 24/11/2005

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Mar 24 Mar - 21:54

sali; tonga soa
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://site.voila.fr/mrallye/index.html
iamkosmis
M12
M12


Nombre de messages: 373
Localisation: MAJUNGA
Date d'inscription: 23/03/2009

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Mar 24 Mar - 22:49

Dé mbola misaotra anareo foana é!

NB farany: tsara ho fantatra ihany fa somary bé vazivazy i IAMKOSMIS ! lool
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Nari9
wrc
wrc


Nombre de messages: 842
Localisation: Tana
Date d'inscription: 28/05/2008

MessageSujet: Re: Zaza vao!   Mar 24 Mar - 23:09

aisss, eto ko de bon...humour daôl ka

tonga soa enao ee cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Zaza vao!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 2Aller à la page : 1, 2  Suivant

 Sujets similaires

-
» REGLEMENT TROPHée Slalom ZAZA MADITRA
» Dimanche 12/02 soirée Zaza sur UNION COV
» La Zaza 1.6 16v de VDB, Choix Pneus Help !!!
» Zaza vao!
» La petite copine de ma Zaza!!!

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: Présentation des nouveaux membres-