Locatio nocross car misy modalités ankiroa : 6.000 Ar pour 5 tours (petis tours) et 10.000 Ar pour 10 tours.
Sinon misy kouh ny possiblité de location de la piste 20.000 Ar la demi-journée et 30.000 Ar la journée. am'vidiny tena mirary tokoa.
Ny cross car disponible ao zao D ny H4 (Honda 4 corps) AR2 (peugeot) ary GOGOl (inn moa ny moteur an'inn moa zany

)
Sinon raha ny journée omaly D nahafinaritra fa ny ACCT ihany aloha zao no betsaka eny fa mbola tsy misy kil hafa, nijery an'iu Yves nilalao an'lé Dmax teo no natao non'tonga ny orana
