Fanotaniana kely ho an'leisany specialista: template vide no nampiasaiko nanaovana anle skin nefa ny mahagaga dia hita mitaratra ao ambanin'le izy le skin dorizaka tao @ RBR. Normal ve zany sa misy zavatra tokony fafako kelkepart ry zalah? sixa
ny tsotra indrindra dia enregistrer-sous in-2 ny external.dds ary ny iray atao external scrape.
raha saxo ohatra ny nom de fichier hoe saxo_external.dds dia iny ihany no atao copie dia renommena hoe saxo_external_scrape.dds et le tour est joué
Nombre de messages: 6 Date d'inscription: 10/01/2012
Sujet: merci fa misy tsy haraka kely Ven 3 Fév - 12:26
nena zao sub N12 iny no nataoko skin defa vita fa ny blemko d tsy aiko mits we aiza no apetraka d inn no anarany fa fa tsy mety mande mits ledala fa mba omeo toro-hevitra zalah a! ay saika adinoko efa navadiko .dds le izy fa le emplacement sy ny anarany sisa no tsy aiko
Nombre de messages: 699 Age: 28 Localisation: Ankadivato Date d'inscription: 19/11/2009
Sujet: Re: Tuto photoshop kely amin'ny fanaovana skin Ven 3 Fév - 13:08
ao amn dossier RBR>cars>"lavoiture">texture> ao mis we 1- ....external (io le carrosserie ref vaovao) 2- ....external_scrape (io leiz ref mikasoka, ra ts amborinla io d vo mikasoka d le skin original no mivoka) 3- ....esternal_transparent (fitaratra sns...) ireo zan no remplacena, ts azo ovaina mits ny anarany, tsara manao sauvegarde le original ian ra vo mianatra fa sod ts mety ndraindray miova kel io fa miankina amn tomobil fa ny tsar d installena le plugins .dds amn photoshop d ao no manao ouvrir d tng d mipotra ny apercu le fichier tsirairay
ny format d'enregistrement dds ampiasaina : - DXT1 ARGB 4 bpp | 1 bit alpha -2D texture -Generate MIP maps