Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Mankasitraka e!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
AuteurMessage
fond_de_6
M11
M11


Nombre de messages: 252
Localisation: Tana
Date d'inscription: 19/09/2007

MessageSujet: Mankasitraka e!   Mar 24 Fév - 23:26

cheers cheers cheers
Misaotra sy mankasitraka anareo izahay mitsam ry zalahy tam fanohanana sy fankaherezana bdb voaray fa dia tena nampietsi_po tokoa! Cool Cool

Zao vo nahita connection indray fa mbola nisouffle kely alou...lol! geek
Aleo refa tafody any am tànàna mifampikozy milay kokoa...

MANKASITRAKA E!!! so6 cheers cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Nari9
wrc
wrc


Nombre de messages: 831
Localisation: Tana
Date d'inscription: 28/05/2008

MessageSujet: Re: Mankasitraka e!   Mer 25 Fév - 1:01

Lisany no isaorana nifampizara ny aventure tany eee clap clap

De manantena fa ny manaraka mbola ho tsara noho iny ee
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
irina
wrc
wrc


Nombre de messages: 1171
Date d'inscription: 17/06/2008

MessageSujet: Re: Mankasitraka e!   Mer 25 Fév - 8:40

Bravo à l'équipage en tous cas pour cette belle prestation qui vous a fait connaître. Vous avez marquer une empreinte dans toute l'afrique et fait connaître notre rallye à l'extérieur et pas pour qu'un peu.
Misaotra an laisany mitsam d mankasitraka e. cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Christophe B+
GrB
GrB


Nombre de messages: 1404
Date d'inscription: 21/03/2006

MessageSujet: Re: Mankasitraka e!   Mer 25 Fév - 8:51

dia efa feno ngamba ny voalazan Irina io ambony io fa ny tiako ampiana kely dia hoe Merci de nous faire rever! tena tsy nijanona mintsy ny sms sy appel taty @ fanarahana ny périple anareo mitsam!!
dia teneno foana e! teneno mialoha dieny izao izay tokony hatao sy zé azo hanampiana ho amin n'ny manche manaraka e! so6

_________________

P.S.A Renault
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
His
GrB
GrB


Nombre de messages: 1674
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 23/03/2006

MessageSujet: Re: Mankasitraka e!   Mer 25 Fév - 10:04

Tsy hisy hisaorana lesy e!! Partager la Passion e!! cheers cheers

_________________
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://www.rallygasy.tk
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Mankasitraka e!   Mer 25 Fév - 17:49

tena lisany no tena hisaorana fa nitondra avo ny firénéna nihoatra ny sisitany tsika.
Tena otrn ireny tany Tanzanie ireny mits zay niara nitebiteby tamin'lisany. Tsara mits refa tonga aty mba mkosy kely (autour d'un NOs bien sûr) momba ze azo hifanampiana amin'ny manaraka
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
TsitsiGalli
GrB
GrB


Nombre de messages: 1499
Age: 36
Localisation: Tana
Date d'inscription: 15/09/2006

MessageSujet: Re: Mankasitraka e!   Jeu 26 Fév - 8:59

Dia manampy isa ho an'ireo efa nanomboka ny fisaorana e! mampiseho ireny fa tsy ambakan'ny hafa mihitsy tsika gasy e!
ary mbola vonona ihany koa hanome fanampianana raha hahasoa an'lisany sy ny sport-auto gasy.
fa ny mba fangatahana fotsiny raha mety dia mba manao droit de réponse kely ho an'ireo mpankafy sy mpanaraka an'ity taranja ity ho an'ireo mpanao gazety izay misy mandiso indraindray.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur http://tsito.blog4ever.com
 

Mankasitraka e!

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 1

 Sujets similaires

-
» Mankasitraka e!
» sary rallye tama

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: rallygasy-