Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: TOFAN Mar 24 Fév - 16:39
tonga soa Tofan zany d mba ataovy misimisy le présentation Ny saison dia misy ka, efa misy pub rallye jovenna aza any am facebook any, am 24, 25, 26 avril
Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: TOFAN Mar 24 Fév - 18:11
Citation:
Ataovy hoe FAN de TO - MOBILE d'efa mety e!
Efa milalao tsika saingy mba mba manala azy fotsiny fa mamay be ny S
Nefa raha misy mitaraikiraiky alo de asinay ihany e .
Karibo Tofan dia mba tena asio misimisy ilay indrindry ilay vam efa nanaovana fa izay nge noho maha iray ny "passion" tsika eee ary ...fa asioooo izay mitaraiky eee
Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: TOFAN Mer 25 Fév - 8:57
sali Fan de Tof (ChrisTOPHE B+) hihihihi... mirary mafy tsika mba hisian ny saison 2009 ary koa mirary raha mirary ny ahita anao hiazakazaka! mais avant tout ca, tu cours dans quelle voiture???? dia aza miafina fa mety misy manana sarinao milay be am reo bandy reo dia alefa eto e!