| | Article sur taratra ce 23/01/09 | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Article sur taratra ce 23/01/09 Ven 23 Jan - 19:28 | |
| c le summum de l'imbécilité maka soupapa ao am rallygasy ry zala d mandika vilana le article fa tsy mamaky hatram farany akory nandefasako mail mitsy fa otrany tena manafitoana sy mahamenatra, zany v ny mpanao gazety eto am tsika lé so iany fa mba any am resaka sport ka iomehezana fotsiny fa ra mba zao no vaovao amina resaka toe draharaha misy amzao fotona na tsy aiko... ngamba aoka fotsiny |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Ven 23 Jan - 20:41 | |
| |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1356 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 8:39 | |
| Ben moi aussi j'étais assez étonné  Mora vidina ny daba ao @ Rallyesim ao ange hihihi >> Parfois c'est plus fort que moi: "bravo le journalisme" |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 10:10 | |
| Aleo ihany La Gazette hoa!!!  |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 11:17 | |
| Mba azonareo lazaina kely eto ve izany ho anay tsy nahita gazety ? Inona no resahiny ? Raha journaliste eto @ tanàna ange letsy tsy mahagaga e - moi je ne lis plus ces torchons  |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1692 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 11:34 | |
| |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 11:52 | |
| Bo asehoy eto marina kou ohh  |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 12:10 | |
| Hanana ny toerany ny Rallye malagasy, amin’ity taona 2009 ity. Tsy nofinofy intsony fa hisy mpanamory malagasy mirahalahy, handray anjara amin’ny fifaninanana Rallye any Frantsa sy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika 2009. Andrarezin’ny familiana fiarakodia eto Madagasikara amin’izao fotoana izao no hiatrika izany dia i Laza Randriamifidimanana sy Mathieu Andrianjafy. Samy mbola tanora izy roa lahy ireo. Tsy hitovy ny fihaonana hataon’izy mirahalahy satria i Laza, hifaninana amin’ny «Challenge Citroen Racing Trophy», iray amin’ireo rallye hiadiana ny ho tompondakan’i Frantsa. Hiova fiara ny lehilahy ka tsy ilay Mitsubishi, mahazatra azy intsony no hoentiny fa Ford Focus Wrc, avy amin’ny Bp Ford Abv Dabhi World Rally Team. Mathieu, tompondakan’i Madagasikara 2007 kosa, handray anjara amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika «Challenge Pirelli Star Driver». Fandaharam-potoana tafiditra amin’ny fitiliana ireo mpanamory afrikanina tanora mendrika. Fifaninanana ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondaka kaontinantaly, ataon’ny federasiona iraisam-pirenena. Manana safidy roa izy na hiatrika ny fihaonana ao Tanzania sy Kenya na Oganda sy Zimbaboe. Fantatra izao fa anisan’ny hifampitady amin’i Laza, any Frantsa i Toavina Rakotomalala, izay mipetraka any. Tsiahivina fa ankoatra an’i Toavina, misy an’i Mamisoa Rajoel koa mifaninana amin’ny Rallye ao La Réunion. Ankoatra izay, hiverina ao anatin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara amin’ity taom-pilalaovana 2009 ity, ny Rim (Rallye International de Madagascar). |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 12:11 | |
| faly nandika ilay article en emsics tao am rallygasy fotsiny ry lerony ...kanefa dia mazava tsara lay article fa sur RBR no resahina  alao tsy manao article toy zay andika vilana ny ataon'ny hafa amn'io lery tsy kopy n'inoninona fa dia tena copier coller an le tao am rallygasy e hihihi sauf que adinony le RBR  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 13:11 | |
| |
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 13:30 | |
| Tsy takatri ny sainy marina lay RBR d ts sahiny natao tao marina le  |
|
 | |
Bonzai M9

Nombre de messages: 74 Date d'inscription: 31/05/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 13:47 | |
| |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Sam 24 Jan - 13:58 | |
| |
|
 | |
focus M12


Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Dim 25 Jan - 10:01 | |
| iny aloha dia  be mity e D aôna hozy lery t@ nantsoinla letsy izy ry Big??? inona no navaliny??? trop kosaaloha lay fandikana any @tsy izy mihitsy a. |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: Article sur taratra ce 23/01/09 Dim 25 Jan - 19:39 | |
| za kosa aloha tonga d maka an Nirina 58 fa sur fa tsisy maharesy azy am zany challenge citroen trophy zany raha mitondra focus WRC lery e  |
|
 | |
| | Article sur taratra ce 23/01/09 | |
|