| | Fanotaniana adaladala manitikitika | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Fanotaniana adaladala manitikitika Sam 27 Déc - 19:12 | |
| |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Sam 27 Déc - 19:15 | |
| d ny note v no if.... lesy  ty kosa ny fanotanina pertinente indrindra tam ty taona ty an |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Sam 27 Déc - 19:17 | |
| |
|
 | |
PenoMen M12


Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Dim 28 Déc - 12:21 | |
| Manala azy mintsy laisany mitsam reto kle. Tsy laitra  |
|
 | |
Hirvo M12


Nombre de messages: 545 Date d'inscription: 13/05/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 9:46 | |
| efa nisy tokoa izany ry dodanen: cas 1: Danielson sy terrinen tamin'ny R 21 quadra, alohan'ny SS Mandraka , tsy nety niakatra i terrinen fa romotra be i HD  dia hoe tsy maintsy resiko io lancia eto  . cas 2: mbola i leiry ihany HD , efa avy nanao tonneau tamin'ny R 21 quadra dia mbola à fond foana  , tsy nety nanohy intsony i Terrinen |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 9:55 | |
| |
|
 | |
Andrew M9


Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 10:54 | |
| tena possible izany ry dodanen : - Précautions : alohan'ny départ SS dia tsy maintsy mandatsaka kely foana aloha. Miampy ny trac dia lasa marary kibo dia aleo mandeha maka sisiny kely (tandremo ihany ilay combi sao dia feno rehefa any anaty ala any an  ) Une fois elà tafiditra ao anaty vam dia concentré tsy mieritreritra izay poritra any intsony, fa par contre raha vao vita ny ss dia miverina ilay marary kibo. Solution : Mitondra Coca cola sotroina. De toute façon, aleo maka précaution vao maraina alohan'ny hiainga any an-trano dia aleo mandatsaka kely, + mitondra actapulgite 3g + coca tonga dia tankina. Resaka copil sy pilote indray : efa nisy cas ihany koa niady i Koc Be sy Maurice Be (cf 50 ans de rallye à Madagascar) dia tsy nety hiakatra tao anaty vam intsony i Koc be tany Tsididy dia vita teo ny rallye. Au passage, nahazo exemplaires maromaro za @ ilay boky "50 ans de rallye à Madagascar" ho an'izay intéressé : 10000 Ariary ny exemplaire iray ( 4 sa 5 sisa no ato an!). Andefaso mp ho an'izay intéressé. |
|
 | |
gaucheplus
Nombre de messages: 41 Date d'inscription: 07/07/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 11:02 | |
| expérience zaraina: +1 @ le coca fa ny sakafo koa eo tapa-mofo dia hosorana vache qui rit kely fa tena tsy poritra mandra-paha tapitry ny spécial fa vô vita ny spécial ôka fotsiny lany ny moitié n'ny papier hygiénique  |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2742 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 12:08 | |
| |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 12:50 | |
| bon..avis aux amateurs zany !!!!..mandatsaka aloha vao miakatra ny fiara sao hanahirana ao !!!!  valable ho an'ny Cross car koa io aa!!! mamely akaiky aho zany !!!! |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2742 Date d'inscription: 22/01/2008
 | |
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 14:11 | |
| Za lou bol ts tratrany lay poritra na ranony na vetiny fa t@ zay kosa teo @ PC d lay anainga 1er jour d lay misy fiantsona oe voiture numero zao katram zao miomana fa anainga @zay. Zay mou M9 d ela ela vo vo-antso fa durant lay fiantsona tena otrany ni-palpitaka b zany ts aiko oe nawona fa ts nahazo aina mitsy d nivezy vezy aller retour eraky ny PC sad mifoka sora ts mijanona  mitsy, t@ zay teo Mahamasina ny PC t@ rallye tour de tana.... Fa 1e fois vo antso @ zay d namonjy ny vam aingana d natsipy ny sorah d vo taf-petraka teo ambony bacquet av eo tou d ca va beu comm si de rien netai  ... d 'zay. Apres mou zany ts navita e.s1 akory tou d sortie de route teny Vontovorona... d evidawoazy mazamen fa d  t@ pilote sad ts tratra kou t@ zay ra ts diso ah ny anovana repechage... Niandry ny es.2 zany oe ny retour d nivadika teny @ pif paf GGB nijery d ny NOS beu namono eritreritra...  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Lun 29 Déc - 14:48 | |
| |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1356 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: Fanotaniana adaladala manitikitika Mar 30 Déc - 0:11 | |
| Za efa nahita Pilo ray zay, tratran'i pression be... fa tonga dia tsy tantiny intsony fa teo @ parc fermé... alohan'i hiainga  véridique io ry zalahy an! fa ny daba reco sy rallye misy taratasy foana any anatiny an  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | |
 | |
| | Fanotaniana adaladala manitikitika | |
|