Nombre de messages: 2742 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Noel Noel Mer 24 Déc - 12:25
Avec un tout petit avance, je me permet de vous souhaiter cher So6 et So6tte UN JOYEUX NOEL que durant ce jour saint chacun de vous puisse trouver la paix et la sérénité afin de pouvoir finir cet année 2008 et d'affronter la nouvelle année 2009 dans la joie et la prospérité.
Dia samy hanao fety sambatra daholo dia ho tratrin'taom-baovao ry So6ssé sy So6cety aaaaaa
Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: Noel Noel Jeu 25 Déc - 6:59
Misaotra antsika e
De ombana manana avokoa ireo; firariana soa sy fahombiazana, fifaliana ary fahasalamana hoantsika rehetra ireo hiampita any amin'ny ankohonan-tsika sy ny fianakaviantsika rehetra koa, amin'izao tonon'andro ny fankalazana an'ilay tena fitiavana rano fotsiny izao