Izaho koa dia tena mpankafy Subaru (na dia Lancer EVO6 aza ny fiara tiako indrindra @ rallye)
Mampalahelo ity tsy ho hita intsony ity rizalahy saingy sûr fa mbola hiverina indray rizalahy rehefa mihatsara ny conditions. Ny image-ny Subaru ange indissociable @ rallye e
