Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
Sujet: So6 Control Noel Edition Sam 13 Déc - 17:36
Momba ilay resaka so6 control de Noel miaraka @ i Nirina58 dia misy 404 azo lalaovina any (an'ilay mécano-ko izy io).
Ny kozin'i lery fotsiny dia hoe : efa misy lo ny chassis fa mba souder-ntsika fotsiny ilay izy (efa manana tole izy dia isika izany raha hilalao ilay daba dia manao soudure fotsiny).
Ny ankoatr'izay dia mandeha tsara hoy lery, sady ilay izy boite courte
Dia tsara raha fantatra aloha ihany ilay date mba handaminana ny programme, lery koa (ilay mécano) nilaza hoe mba ampilazao mialoha ihany izy momba an'io.