|
|
| Auteur | Message |
|---|
Andrew M9


Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
 | Sujet: ANDREW Mar 2 Déc - 16:29 | |
| Salut e !
fana de rallye depuis toujours dia mba nanana possibilité ni-pratiqué avy eo depuis 2007.
32 ans, Patou no anarana afantaran'ny olona ahy fa Andrew anaran-janako lahy tokana, fan de BMW (surtout de la B10BT de ALPINA....), chanteur préféré : Cabrel; Pilote préféré : Ragnotti (j'ai même une photo dédicacé !!!) Métier : gestionnaire de stations services. (8 au total)
et bla bla bli et bla bla bla.
Dia faly tokoa tonga eto ary miezaka hatrany ny hifampizara passion e ! |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: ANDREW Mar 2 Déc - 16:42 | |
| tonga chou léroa a! _________________  |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: ANDREW Mar 2 Déc - 16:50 | |
| _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
mik-mak wrc


Nombre de messages: 1135 Localisation: Ambanitsena Date d'inscription: 26/04/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Mar 2 Déc - 17:17 | |
| Patou=Andrew a l'arrivee Sur ehhhh  |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | |
 | |
Andrew M9


Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Mer 3 Déc - 13:25 | |
| Milay be ny sensation tao anaty Millionaka, surtout avy any @ ny classe kely (M9 sur AX Sport avec bainina en 2007). Ce qui est bien, c'est que j'ai découvert la voiture aussi avec Nanoo, qui a donc repris la classe, fa izany hoe mila maîtrise fotsiny : mbola tsy hitanay mihitsy koa ny limite-ny dia misy fotoana matahotra tampoka izahay tao anaty fiara. Mbola mianatra é! Repère freinage surtout no mbola tokony ho jerenay satria misy fotoana mi-freine aloha be dia misy fotoana freine tard, à cause de la vitesse (ialahy mieritreritra hoe tsy ampy ny vitesse kay tonga à 150/160 izahay anaty courbe).
Ny anecdote : t@ ny rallye ASA TANA 3 izahay, on s'est aperçu le samedi matin fa maty joint de culasse zahay tao anaty Antaramanana (je hais cette spéciale...) . Raha vao mi-attaque izahay dia miakatra jusqu'à 140°C ny température-ny moteur, dia voatery mi-soulage foana pour ne pas dépasser les 4500 tr/mn. Dia isaky ny vao vita ny spéciale, dia manampy rano jusqu'à 15 litres izay vao mandeha manao liaison. Lasa Toyota "Eau vive" ny vam satria tao @ ny parc d'assistance Ambohimalaza izahay ni-chargé 2 pack d'eau vive GM + jerrican 35 litres , dia isaky ny réparation idem, jusqu'à la fin du rallye le dimanche. Mi-assure fotsiny ny arrivée pour le sponsor. C'est pour ça qu'on n'a pas du tout attaqué. N'empêche, on est arrivé 8è au général. Par contre, satria "frustré" tany anaty spéciale, dia on assurait le spectacle à chaque slalom: tokony nasiana concours de saut ihany koa teo fa sûr fa lasanay. |
|
 | |
bolida
Nombre de messages: 19 Date d'inscription: 17/07/2008
 | Sujet: sponsor Mer 3 Déc - 14:58 | |
|  dia arabaina ry zalahy fa efa tena matanjaka mihitsy izany koh tena vaovao mahafinaritra kosa ilay nataony sogea satom , ary mbo special an maromaroa ny mpanohana eh , merci koa ho andri club amaa , dia manatena ny mpanatanteraka eh !  |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Mer 3 Déc - 18:39 | |
| Tonga soa e!!! Hitako mits iny BMW serie 5 gris be entinao iny e!  dia mba zarao eto koa ny sary celice millionaka raha betsaka any e!  |
|
 | |
hathor

Nombre de messages: 13 Date d'inscription: 24/11/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Mer 3 Déc - 20:28 | |
| tonga soa! mipetrapetraha!! inona ny hosotrohinao? J&B, Mc Neil? Coca? zi de tamarin?? fais comme chez toi, mais n'oublies pas que t'es chez personne!!  tu peux casser tout le monde, à condition que tout le monde puisse te casser aussi (donc précises-le)  |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Mer 3 Déc - 20:47 | |
| |
|
 | |
nirina58 GrB


Nombre de messages: 1357 Age: 31 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/05/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Lun 9 Fév - 21:05 | |
| Tonga soa  j'avais pas vu Andrew |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: ANDREW Mar 10 Fév - 10:29 | |
| |
|
 | |
Andrew M9


Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
 | Sujet: Re: ANDREW Mar 10 Fév - 10:31 | |
| Atao ahoana moa fe kely leitsy dia tsy hitan'lisany matanjaka a!  . Merci leitsy n58 an!  |
|
 | |
nanouh
Nombre de messages: 3 Age: 37 Date d'inscription: 16/02/2009
 | Sujet: Re: ANDREW Mar 17 Fév - 21:12 | |
| Dé faly tafaresaka taminao na dia nanjavona aza enao é!
Dia mandrapiresaka ndray. |
|
 | |
|