Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: resaka saison 2009 MRC (sahady..) Mar 2 Déc - 9:41
Henintsoa a écrit:
zay ary fa mivoaka tsikelikely ny honohono ho lasa fahamarinana
Tena joli letsy Nerone aaaaaaa!!! za paré hanao essai na prise en pied annn
io mintsy ilay vam nanaovako grille en H tam G25 iny an!!! vitako en 01mn50sec i fraizer wells ra omen la ana entiko io Ner1.manja kely lé izy klé. M10 io Sa M9 sa A5 sa A6 ???
Nombre de messages: 89 Date d'inscription: 11/11/2008
Sujet: Re: resaka saison 2009 MRC (sahady..) Mar 2 Déc - 16:12
Salut daholo e ! Ela ela tsy teto fa tany atsimo tany resaka asa e!
Marina ilay tenin'i Nari9 fa tena amidy tokoa ny toy sy ny sub an'i Kamikaz. Stressant loatra leitsy no mitondra an'ilay sub an! Tsy fiable mihitsy ny boîte ary heureusement efa nanana boîte de rechange fa raha tsy izany tsy vita ny saison. Iny anie isaky ny rallye dia soloina boîte foana e! Début de rallye avec la bôite Crabot dia fin de rallye boîte STI. Te hiverina Toyota hono izy anefa koa ilay Celica tokony mbola ampiana puissance fa tsy ampy. Ilay toyota ihany no tena fiable fa tena tank ilay izy : qu'est ce qu'on a pas fait avec, moi et Nanoo ??? Sortie de route, nitefoka t@ ny tamboho ny bas moteur anefa on était toujours à l'arrivée (10è SRK et 8è ASA TANA).