| | Resaka miely ; rumeurs 2006 | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
Marcus M10


Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 5 Oct - 17:06 | |
| Sao dia mba VW coccinelle kosa zany ra-His ? lol! _________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
|
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 5 Oct - 17:22 | |
| |
|
 | |
SystemeD M10


Nombre de messages: 181 Date d'inscription: 28/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 5 Oct - 18:10 | |
| Sady io Polo S2000 nanao tany @ rallye Zulu South Africa io zao "a vendre"...any Belgique any ilay vam zao efa miloko fotsy fotsy be.
€ 235.000 hono ny vidiny...azo atao location ko fa 125 euros/km de SS...uh uh uh...
Lafo be an... |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Mar 31 Oct - 9:28 | |
| Ataoko ato ihany: Echappement |
|
 | |
SystemeD M10


Nombre de messages: 181 Date d'inscription: 28/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Mer 1 Nov - 20:33 | |
| Cool, c'est de la bonne pub pour Mada! ca sert d'avoir un ami chez Echappement ( William Pac). Felicitations a Louvel! |
|
 | |
hono Invité
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 2 Nov - 8:55 | |
| raha ny ré-ko ndray alou dia soit Golf V MRC soit 307 MRC fa eo mahita izy e! |
|
 | |
Marcus M10


Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 2 Nov - 9:35 | |
| Mamofona Snobeck daolo ihany zany rehetra zany! Raha mbola iny aloha no mi-préparer azy dia sûr fa vam performante sady fiable lay izy e! _________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
|
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 2 Nov - 11:40 | |
| Marina zany  , fa raha fintinina ny honohono dia ny poins aloha zany dia vam bômba be le izy  |
|
 | |
TsitsiGalli GrB


Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Jeu 2 Nov - 13:37 | |
| raha vw cox kosa ry zalah no hanaovan'i Faly Rallye, kôzy tsy mba hanao koh ny tenanay par contre, mety misy antony hafa mihitsy zany matoa i Freddy niditra t@ iny Polo TDi iny, mety hoe hiketrehana ny futur voiture ve??? mety possible zany an! satria raha iny tsy haharaka an'ireo daba efa favoris @ izao. |
|
 | |
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Ven 3 Nov - 7:14 | |
| Izaho aloha mihevitra fa tsy mbola ho champion de mada ihany i Faly amin'ity amin'ilay daba vaovao e! Jereo tsara fa ny Golf an'i Joda tsy champion de Mada mihitsy. Rehefa gino indray no nitondra azy 2 taona vao champion! ny clio 4 taona taty aoriana vao champion! Louvel 3 taona! i zo irery ihany no nanao saison iray tamin'ny Nissan dia champion hay dia mamy kely koa! fa ny an-dry zalahy ny vam tena efa fiable be tamin'ny nahazoany azy. enfin miankina amin'ny niveau de fiabilité an'ilay vam io fa raha ohatra an'ilay 206 aloha kely finoana aho. Ary mety ho inona ny vam matanjaka ketrehin'i Louvel? dia ho xsara T4 ve? milay kosa raha izay a _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
Marcus M10


Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Ven 3 Nov - 9:16 | |
| Fanitsiana kely : raha ilay an'i Joda no Clio resahana eto, azo t@ 97 izy iny, ary 98 sy 99 no champion t@ iny Joda. _________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
|
|
 | |
tiarally Invité
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Ven 3 Nov - 14:24 | |
| Tena mba tsy tadidiko zany hoe joda champion de mada indroa nifanesy zany 98 sy 99, tsy i Nono ve no iray t@ zany?  |
|
 | |
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Re: Resaka miely ; rumeurs 2006 Ven 3 Nov - 14:28 | |
| marina izany e enfin ilay ry no 4 ème champion de madaraha tsy diso indray aho taorian'i nonot sy belazao ary gino fa i gino koa aza vao nitondra ny golf kay dia efa champion _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
|
|
 | |
| | Resaka miely ; rumeurs 2006 | |
|