Garage Soalaza no tompon'le traction avant, d nanana COX 4corps degany be koa lery, nanao slalom tany moramanga d nisy open avy eo d i Hery Rakotondrabesa mbola tsy nanana permis no nifanandrana taminy t@ cinq's d voan'i Hery lery!! T@ zany mbola dauphine gordini ny an'i Murice be 3131TJ ny num-ny, dia simca 1000, R8G de Zazah bogosy et Raininamy, ny Hesama no specialiste gordini sy 4 corps t@ zany!