Nombre de messages: 6 Age: 31 Localisation: france Date d'inscription: 28/10/2008
Sujet: salut daholo tsika Mar 28 Oct - 0:43
Salut antsika mpankafy any ity tanranja ray ity tsiky rehetra tsy inona moa zany fa de ny sport auto , izao manokana moa de tena lalina @ io ka , sady efa mba namakimaky ny post maromaro tato @ nareo tato aho ka de mafinaritra sady mba ahitana ny nouvoté any @ tanana rehetra any . Tena tohizo fa milay de milay tokoa ny sary sy ny vidaka eto . Mbola mba alefako eto ny sarin' vam mba tezaiko aty ary de bonne nuit daholo fa efa somary taraikiraiky ny ora aty @ zao fa mbola mikandra radem