Nombre de messages: 50 Age: 30 Date d'inscription: 27/10/2008
Sujet: 555 t@ androny le razoky adala be ray iny. Lun 27 Oct - 22:03
Sali daholo !
Mitovy @ bandy rehetra ato ihany ka : tena adala-ana daba koa ny boaykely indrindra @ le vovoka be (nefa za allergique @ vovoka an ! Fa ts maints miova ka) Efa hatramin'ny ela ihany
Mbola ts nanao rally fa ts maints hanao na ho ela na ho haingana.
Passionné @ pilotage à l'ancienne koa, zany hoe : boit en H, talon pointe, ragnotti, ...
Nombre de messages: 141 Date d'inscription: 27/08/2008
Sujet: Re: 555 t@ androny le razoky adala be ray iny. Sam 1 Nov - 21:26
555 a écrit:
Sali daholo !
Mitovy @ bandy rehetra ato ihany ka : tena adala-ana daba koa ny boaykely indrindra @ le vovoka be (nefa za allergique @ vovoka an ! Fa ts maints miova ka) Efa hatramin'ny ela ihany
Mbola ts nanao rally fa ts maints hanao na ho ela na ho haingana.
Passionné @ pilotage à l'ancienne koa, zany hoe : boit en H, talon pointe, ragnotti, ...
Te hanana sub mafy ...
Zay aloha fa sode lasa dissert.
TONGA SOA EEE
za koa lesy efa tena elab no mba T hanana sub mafy mintsy, d mba efa manana aloha amzao ....saingy subaru vivio leiz, 600 cm3.....